A&E Shop

A&E Shop A&E SHOP
FALY MANDRAY SY MIHAINO ARY AMALY ANAREO AMPITIAVANA 🖐️♥️

🔥 FONGORY NY INSECTE REHETRA! 🔥Mampahory anao ve ny moka 🦟, lalitra 🪰, kalalao 🪳 na punaise de lit? 😖👉 KINTOX 500ml no v...
31/03/2026

🔥 FONGORY NY INSECTE REHETRA! 🔥

Mampahory anao ve ny moka 🦟, lalitra 🪰, kalalao 🪳 na punaise de lit? 😖
👉 KINTOX 500ml no vahaolana haingana sy mahomby!

💥 Mamono SY mamongotra tanteraka ny punaise de lit
💥 Mamono bibikely rehetra ao an-trano
💥 Miasa haingana be ⚡
💥 Mora ampiasaina (facile à utiliser au quotidien)
💥 Azo ampiasaina amin’ny trano sy toerana iainana andavanandro

👨‍👩‍👧‍👦 Efa maro no afa-po nampiasa azy (clients satisfaits ✔️)
⏳ Stock voafetra – aza tara!

💰 Vidiny: 35.000 Ar

📍 Toerana: Antananarivo
Manao livraison antananarivo
Mandef faritra iany koa

📞 Contact: 038 68 760 75

👉 Raiso dieny izao (disponible tout de suite)
❗ Aza avela

🦟🪲🕷️🚨🦟 INSECT CRASH 🪳❌🐜🪳🪰🪳A Dieu les insectes   👉 Marre des insectes à la maison ?👉 La solution simple, efficace et dura...
22/01/2026

🦟🪲🕷️🚨🦟 INSECT CRASH 🪳❌🐜🪳🪰🪳A Dieu les insectes


👉 Marre des insectes à la maison ?
👉 La solution simple, efficace et durable !

💥 Élimine efficacement :
🦟 Moustiques
🪳 Cafards
🐜 Fourmis noires (hao mainty)
🐜 Fourmis blanches / termites (hao fotsy)
🪰 Mouches
🕷️ Araignées
🦗 Autres insectes nuisibles
🛏️🪳 Punaises de lit

🏠🐶🐱 Utilisable à la maison et pour les animaux domestiques
✔️ Tue et élimine totalement
✔️ Action rapide, résultat visible ⏱️
✔️ Sans danger pour toute la famille

📝 Fanamarihana

👉 Tsy mampidi-doza amin’ny olona ity vokatra ity, na amin’ny zazakely sy ny olona marefo ara-pahasalamana aza, rehefa ampiasaina araka ny toromarika.

💯 Testé et approuvé par plusieurs clients

🧴 500 ml – 25.000 Ar

🚚 Livraison à Antananarivo
📦 Envoi en province possible

📞 Contact : Maeva — 033 05 668 63
📩 Antsoy na soraty dieny izao ❗

🔖 « Travailler avec honnêteté, c’est gagner la confiance »

🔥 INSECT CRASH — vahaolana tena mandaitra, vokatra azo itokisana 💯

-

👉👉MolDefender 👈👈Défense ultime contre le moisissure Maro amintsika amizao andro avy orana Zao manana olana ao antrano n'...
03/02/2025

👉👉MolDefender 👈👈

Défense ultime contre le moisissure

Maro amintsika amizao andro avy orana Zao manana olana ao antrano n'a koa mety oe tsy azony masoandro n'y trano fonenana ka miterka bobongolo aminy rindrina
Mety manimba tanterka n'y FAHASALAMANA n'y fisinizireny ao antrano toy n'y
👉 Fahasimbany taovampisefohana n'a ho any Zaza n'a ho any lehibe
👉Mampisy kambo aminy orona
👉Mampisy kambo tenda
👉Sinusite
Miteraka microbe maro samihafa amny taova ao anaty

Azontsika atao tsara nefa manala azy reny aminy alalany produit bio
Tsisy atahorana Ary natoraly tanteraka
Mety amny Zaza vao reraka s'y n'y ankzy Ary n'y olona lehibe
Mora ampiasaina Ary mandaitra tanteraka

Tandremo tena manimba tanteraka n'y fisiny bobongolo n'a n'y maimbo laho ao antrano

Koa aza misalasala miditra hafatra miafina fa vonona amaly anao izahay

Vidiny 25.000ar un flacon de 300ml
Toerna Tana
Contact 0330566863
LIVRAISON GRATUIT ANTANANARIVO
MANDEF FARITRA
REFA TONGA ANY LIVREUR D AMPIANARINY ANAO TSRA MITSY FAMPIASANA AZY

SHAMPOING SPECIALE POUR CHIEN ET CHAT 👉👉CANIDOU 😺🐶HO any biby fiompy tsika ao antrano ndray ometsika lanja bébé kokoa Sa...
14/12/2024

SHAMPOING SPECIALE POUR CHIEN ET CHAT 👉👉CANIDOU 😺🐶

HO any biby fiompy tsika ao antrano ndray ometsika lanja bébé kokoa

Satri izy reo miaramiaina amintsika isanandro s'y tena namana akaiky antsika
Maro aminizy reo.tena ampijaliny Parasy s'y gongona Ary lasa miparitaka amintsika olombelona

Afaka ampandrointsika aminy shampoing izy reo mb amono tanteraka ireo biby pitsetsitra ra
Mety ahafaly tanteraka n'y Alika s'y saka n'y Parasy satria Dia trohanizy reo ra nireo bibintsika reo.
Met lasa miha Kely s'y lasa malemilemy Mitsy

Inty vaholana ho antsika
Tsisy atahorana oe mety ahafaty azy Ary tena spéciale ho any saka sy Alika iany

A base de vitamine E

Vidiny 30.000ar
Toerana Tana
Mandef faritra
Manao.livraison tana

Contact 0330566863

Fongorintsika tanteraka ireo biby Kely panimba Zavatra ao antrano Tonga Ilay produit insecticide manampy bé antsika amon...
02/09/2024

Fongorintsika tanteraka ireo biby Kely panimba Zavatra ao antrano
Tonga Ilay produit insecticide manampy bé antsika amongotra amono tanteraka ireo biby Kely panimba lamba s'y mampijaly biby fiompitsika
Mora ampiasaina Ary tena maharitra amantaonany maro n'y efficacité n'y
Zakany olona rehetra n'a Zaza Kely mbola mena Vava aza
Insecte manitra tsara

Mamono 👉n'y lalitra
👉Moka
👉Parasy
👉Kongona
👉Voalavo s'y totozy
👉Gadradraka bé
👉Hao fotsy sns

Tena tsy sarotra mampiasa azy satria ataonao anaty akanjo anaty armoire ftsny n'a apetraka aminy toerana ahitana ireo biby Kely

Mitroka n'y hamandoana iany koa tena asany

Ahitana 20piece ao anatiny sachet 1
Maharitra amantaonany maro n'y fandairany singany 1

Vidiny 25.000ar

Toerana Tana

Mandef faritra
Manao livraison tana

Contact 033 05 668 63

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A&E Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share