Bonbon Voanjo / Cacapigeon Mirandrana

Bonbon Voanjo / Cacapigeon Mirandrana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bonbon Voanjo / Cacapigeon Mirandrana, Grocers, Antananarivo.

Fotoana mamy,,tongasoa vahininay ,Msaotra Tompo🙏Mihato aloha ny asa fandraisana Commande 😁
02/11/2025

Fotoana mamy,,tongasoa vahininay ,Msaotra Tompo🙏

Mihato aloha ny asa fandraisana Commande 😁

Salama daholo ry mpanjifa hajaina.Ity ny entana ho anareo tsy mahatakatra ilay paquet de 50pieces 1☺Aminy vidiny mora sa...
26/05/2025

Salama daholo ry mpanjifa hajaina.

Ity ny entana ho anareo tsy mahatakatra ilay paquet de 50pieces 1☺

Aminy vidiny mora sady misy tombony.

350ar (10isa)///3500ar io paquet de 10 lava amin sary io.
AMIDINAO 50ar singany 500ar ny 10isa
Izao an +50paquet de 350ar vao mandeha prix de gros a

Tongava malaky ary o,,mila manao Commande 2jrs aloha foana a.
Numero 0342742929

400ar ny paquet de 5pieces / 4000ar ny 10paquet prix de gros io an.
11/09/2024

400ar ny paquet de 5pieces / 4000ar ny 10paquet prix de gros io an.

Aiza Daholo ireo mbola hivarotra.Bonbon Voanjo Gasy MamyCacapigeon Mirandrana Mamy    Bonbon Voanjo==> 1500Ar paquet de ...
26/02/2024

Aiza Daholo ireo mbola hivarotra.
Bonbon Voanjo Gasy Mamy
Cacapigeon Mirandrana Mamy
Bonbon Voanjo
==> 1500Ar paquet de 50pieces ny gros +10 paquet
==> 2000Ar paquet de 50pieces ny detail -10paquet

Cacapigeon Mirandrana

==> 400Ar paquet de 5pieces 50 paquet PRIX DE GROS

Bonbon Voanjo amidy 50Ariary une pieces dia 50pieces ny paquet iray
Cacapigeon Mirandrana amidy 100Ariary une pieces dia 5pieces paquet iray

Tsy manana Point de Vente fa misy toerana afaka irecuperena azy dia VASAKOSY DEVANT PAOSITRA MALAGASY.
Tsy maintsy manao commande 2 andro mialoha.
Alatsinainy hatramin'ny Zoma no andro misy.
Afaka mandefa Faritra ihany koa.
Contact 034 27 429 29 na mp raha mila fanazavana fa voaray daholo
Misaotra tompokDE

🇲🇬 Bonbon Voanjo Gasy Mamy               Miarahaba tompoko.Izay dia mandefa bonbon Voanjo en Gros na Détail.     Amidy 5...
20/02/2024

🇲🇬 Bonbon Voanjo Gasy Mamy

Miarahaba tompoko.
Izay dia mandefa bonbon Voanjo en Gros na Détail.
Amidy 50ariary ny iray ary misy 50isa ny Sachet iray.
==>1500 Ariary ny en Gros +10sachet
==>2000Ariary ny Détail -10sachet

Koa aza tara ary Ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy no misy ary Mila manao commande iray andro mialoha.

Manao livraison fa +5sachet fa azonao alaina Devant Paositra Malagasy VASAKOSY Antohomadinika.
Contacte 0342742929
Na mandefa hafatra fa voarainay foana.
Mankasitraka tompoko🙏🏻

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bonbon Voanjo / Cacapigeon Mirandrana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category