Cheese & Co

Cheese & Co Fromageries artisanales 🧀
N'hésitez pas à nous contacter

Fa lasa alavitra anie oa ilay fromage ehh ❤️Ity zao client iray naka avy any Fort Dauphin 🤗Mankasitraka indrindra tompok...
11/07/2026

Fa lasa alavitra anie oa ilay fromage ehh ❤️
Ity zao client iray naka avy any Fort Dauphin 🤗
Mankasitraka indrindra tompoko ❤️❤️
Mirary week-end mahafinaritra ho anareo rehetra ohhh 🤗❤️

Andao aloha mba asiantsika an'izao témoignage mamy kely avy amin'ny client  zao 🧀🥰Mirary tontolo andro mahafinaritra ho ...
07/07/2026

Andao aloha mba asiantsika an'izao témoignage mamy kely avy amin'ny client zao 🧀🥰
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ❤️❤️
Aza adino fa mila atao mialoha foana commande annn
☎️0330618570

Ity sary ity no ho entinay  hisaorana anareo mpanjifa 🧀MANKASITRAKA BETSAKA ❤️❤️INDRINDRA IANAREO ANY AMIN'NY FARITRA ❤️...
04/07/2026

Ity sary ity no ho entinay hisaorana anareo mpanjifa 🧀
MANKASITRAKA BETSAKA ❤️❤️INDRINDRA IANAREO ANY AMIN'NY FARITRA ❤️❤️

Na soma soma ary anie fromage dia efa afaka ampiasaina tsara 🧀🧀🤤
Mirary hatrany vidiny fa aza tara manao commande 🧀🧀

VOLANA VAOVAO BE INDRAY OH ❤️Aza adino ary fa mandray commande foana izahay an Ho anareo te hanao revendeur n'a koa ho a...
01/07/2026

VOLANA VAOVAO BE INDRAY OH ❤️
Aza adino ary fa mandray commande foana izahay an
Ho anareo te hanao revendeur n'a koa ho anareo mpanao sakafo rehetra dia mbola mandray fiaraha miasa izahay 🤗
Misy mandavan-taona fromage ato aminay 🧀
Fromage pm vita avy amin'ny ronono avy ao Antsirabe (96 à 100g daholo ohh)
Matsiro , mitsonika tsara ary tsy miala crème
Vidiny anefa tena mora hatrany
Prix en gros : 2700ariary
Prix en détails : 3100ariary
Prix kg : 32.000ariary
Afaka mandefa hafatra miafina avy hatrany raha hanao commande
Atao mialoha commande ohhh
☎️0330618570
Manao livraison izahay ann 🛵

27/06/2026

Nos fromages sont disponibles 🧀🧀
Une qualité qui se voit, un goût qui se savoure🤤
Emballage soigné et livraison disponible 🛵
Contactez-nous pour commander

Salama daholo! Efa tena miditra ririna isika amin'izao ann 😬😬Somary nihena vokatry ny ronono tato ho ato izay, anefa na ...
18/06/2026

Salama daholo!
Efa tena miditra ririna isika amin'izao ann 😬😬
Somary nihena vokatry ny ronono tato ho ato izay, anefa na eo aza izany dia miezaka foana izahay manome tsara ho anareo mpanjifa rehetra ❤️
Noho izany dia misy fiankarany ny vidin'ny fromage ato aminay ohh
Manomboka amin'ny herin'andro izao dia lasa :
2700ar : prix en gros
3100ar : prix en détails
32.000ar : prix Kg

Mankasitraka bé foana anareo izahay ❤️❤️

13/06/2026

Quelques extraits de nos livraisons du jour ❤️
Merci à tous nos clients pour leur confiance et leur fidélité

Hello Hello 🥰Afaka atao amin'ny sakafo rehetra anie hoa fromage tsika 🧀🤤Ho anareo restaurant, fast food, épicerie , izay...
12/06/2026

Hello Hello 🥰
Afaka atao amin'ny sakafo rehetra anie hoa fromage tsika 🧀🤤
Ho anareo restaurant, fast food, épicerie , izay te hanao revendeur rehetra dia aza misalasala mandefa hafatra miafina oh🥰
Prix en gros : 2600Ariary(+10 boules )
Prix en détails : 3000Ariary
Efa misy ihany koa n'y 1kg ohh
29.000ariary
Hoan'izay nanao commande rehetra dia rahampitso livraison anareo ohh 🤗



Hello Hello 🤗Aza adino ary fa efa miverina mandray commande izahay ohh ❤️Mankasitraka sahady an'ireo mpanjifa mahatoky a...
03/06/2026

Hello Hello 🤗
Aza adino ary fa efa miverina mandray commande izahay ohh ❤️
Mankasitraka sahady an'ireo mpanjifa mahatoky anay hatrany 😍
Fromage pm:2600 ar : prix en gros(+10 boules)
3000ar : prix en détails
Fromage GM : 1 KG : 29.000Ariary

Efa tena manakaiky anie oa fety oh 🎉Tapitra aloha ny fandraisana commande hoan'ity fety ity ohh 🥰Rapitso daholo ny livra...
22/05/2026

Efa tena manakaiky anie oa fety oh 🎉
Tapitra aloha ny fandraisana commande hoan'ity fety ity ohh 🥰
Rapitso daholo ny livraison ho anareo izay nanao commande rehetra oh 🤗
Tsy misy livraison isika ny alahady sy alatsinainy🤗
Aza vonoina téléphone fa ho avy ny livreur ann 🤗
Mankasitraka bé foana ❤️
Amin'ny Alarobia indray no fandraisana commande manaraka 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cheese & Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category