19/07/2026
Hello Boss!
ARRIVAGE Honda CB 125 Mavo be!
Bonne occasion VOAFANTINA 🏍️
Première main(Mbola tsy niasa teto Mada)🔑
Moteur silencieux ( mangina be)💨
Carénage mikatona tsara tsy misy vaky👍
Zéro devoir fa tonga dia mitondra
Papier rehetra misoratra aminao.
Toerana: Soanierana près CAPSAT
📞0344013445