Miantsena ho anao

Miantsena ho anao Tongasoa eto amin'ny pejy๐Ÿค—โœจ

Bonsoir ๐Ÿ’š๐Ÿ’š
31/05/2025

Bonsoir ๐Ÿ’š๐Ÿ’š

30/05/2025

Bonne nuit ary dia rahampitso atao mobile money ihany ny lalao e๐Ÿค—๐ŸŽ€๐Ÿ’š

30/05/2025

Iza daholo ilay efa nahazo tamin'ilay jeux antsika tato ireny dia manao hoe merci maman a ? Mbola tsy maman ah๐Ÿ˜‚๐Ÿ’š๐Ÿ’š๐ŸŽ€๐ŸŽ€

๐Ÿ’๐ŸŽ€TSY LAFO BE NEFA MAHASOA๐Ÿ’๐Ÿ’ Hiresaka momba ny fanalavana volo indray ary isika androany  Ny karazam-bolo rehetra dia me...
30/05/2025

๐Ÿ’๐ŸŽ€TSY LAFO BE NEFA MAHASOA๐Ÿ’๐Ÿ’
Hiresaka momba ny fanalavana volo indray ary isika androany
Ny karazam-bolo rehetra dia mety lava daholy ny tsotra eo @1, 2cm par mois, ny olioly 1cm par mois, ngita 0, 8cm par mois
Fa raha ohatra ka vokarakara tsara dia mety mihoatra izay ๐Ÿค—
Ireto indray ary misy torohevitra vitsitsy ho antsika:
๐ŸŒนRefa avy manasa loha dia aza fafana mafy be amin'ny " serviette" ny volo fa maha vakivaky azy izany fa avelao ho maina ho azy eo na fonosina fotsiny dia efa mety

๐ŸŒนSoin naturel no tena mety oh: Bain d'huile coco+huile de moutarde+ huile de ricin/huile d'olive alohan'ny hanasana loha temps de pause 2h na tsaratsara kokoa oentina matory dia maraina vao sasana
๐ŸŒนManaova masque naturel oh:Avocat/akondro+atody+miel+huile d'olive manampy antsika amin'ny fanirin'ny volo
๐ŸŒนVahona + huile coco ihany ko anisany manampy be antsika amin'ny fanirian'ny volo ary tena mahatsara volo be ary manala vakivaky
๐ŸŒนMila misotro rano ihany kao isika satria misy ifandraisany amin'ny volo mantsy io
Izay indray ary ny azo atolotra antsika androany fa araho tsy tapaka ny pejy ary mazoto mikarakara volo daholy ๐ŸŽ€๐ŸŽ€
Mentioneo eo ndray ary lay namantsika te ho lava volo sy te hanana volo salama๐ŸŽ€๐ŸŽ€๐Ÿ’๐Ÿค—
Aza adino ny mi-partage ary manao j'aime ny pejy
"RAHA TE HANANA NY TSARA , MILA MANANA FAHARETANA"
Mankasitraka ary oh ๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

30/05/2025

Rahampitso indray milalao isika fa hizara astuce kely aloha androany an๐Ÿ’š๐Ÿ’š๐Ÿ’

30/05/2025

Bonsoir ๐Ÿค—๐Ÿ’šefa jp 0ar anie mbola misy mametrapetraka koa ee๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜…

30/05/2025

Bonjour daholo ๐Ÿค—๐Ÿ’š๐ŸŽ€mirary zoma mamiratra ee๐Ÿค—๐Ÿ’

Mirary nofy mamy ho anareo rehetra ๐Ÿค—๐Ÿ’š๐ŸŽ€Arahabaina ianao dia midira mp tompoko ๐Ÿค—๐ŸŽ€
29/05/2025

Mirary nofy mamy ho anareo rehetra ๐Ÿค—๐Ÿ’š๐ŸŽ€Arahabaina ianao dia midira mp tompoko ๐Ÿค—๐ŸŽ€

Partage fotsiny sady mitsatoka ianareo ๐Ÿค—๐ŸŽ€๐Ÿ’šAza adinoina nefa ny mi_abonnรฉ an๐ŸŽ€๐ŸŽ€
29/05/2025

Partage fotsiny sady mitsatoka ianareo ๐Ÿค—๐ŸŽ€๐Ÿ’š
Aza adinoina nefa ny mi_abonnรฉ an๐ŸŽ€๐ŸŽ€

29/05/2025

Bonsoir 5.000ar ny jeux antsika ao rehefa avy eo an๐Ÿค—๐Ÿ’š๐ŸŽ€Inviteo ny namana hi_abonnรฉ ๐Ÿค—

29/05/2025

Ho an'izay rehetra tsy maintsy niasa/nitady androany dia tsarovy hoe Mahery ianareo๐Ÿ’š๐Ÿ’š

Misy manao traitement page be dia be manaraka ato, afaka mampianatra BOOST PUBLICATION zahay ๐ŸŽ€๐ŸŽ€
29/05/2025

Misy manao traitement page be dia be manaraka ato, afaka mampianatra BOOST PUBLICATION zahay ๐ŸŽ€๐ŸŽ€

Address

Antananarivo

Telephone

+261346316351

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miantsena ho anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Miantsena ho anao:

Share

Category