Gasy Tia Landy -lambamena

Gasy Tia Landy -lambamena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Tia Landy -lambamena, Grocers, C12 F BIS, Antananarivo.

Salama eh!🥰🤝🥰mankasitraka indrindra antsika rehetra natoky anay hatrany na tamin'ny fifaliana na ankaratsina🔖Lamba fitaf...
29/05/2026

Salama eh!🥰🤝🥰
mankasitraka indrindra antsika rehetra natoky anay hatrany na tamin'ny fifaliana na ankaratsina
🔖Lamba fitafy
🔖Lamba Landy fanaovana akanjo
🔖Lambamena
📲0345882776
📲0346397091
🏍️Livraison partout

03/05/2026

lambamena

Efa manakaiky n'y fofoam_pamadihana 🥰Izahay vonona hatrany anome fahafahampo anareo ☺️🥇Landy kely / Soie naturelle🥈Landy...
30/04/2026

Efa manakaiky n'y fofoam_pamadihana 🥰
Izahay vonona hatrany anome fahafahampo anareo ☺️
🥇Landy kely / Soie naturelle
🥈Landy bé /soie sauvage

⭐Lamba fitafy
⭐Fanaovana akanjo
⭐ Nappe de table
⭐Famonosana razana
⭐Famadihana

📲0345882776
📲0346397091
📲0339573388

🔖Mandray commande
🏍️Manao livraison

Arahaba nahatratra n'y taona vaovao daholo isika e 😘🥰🥰😘Izahay eto amin'ny Gast Tia Landy _Lambamena Dia mirary n'y SOA s...
08/01/2026

Arahaba nahatratra n'y taona vaovao daholo isika e 😘🥰🥰😘
Izahay eto amin'ny Gast Tia Landy _Lambamena Dia mirary n'y SOA s'y n'y tsara ho antsika rehetra 😊😊❤️

MBA ho taonan'ny fahombiazana anie ity taona ity
Isehoan'ny voninahitr'Andriamanitra😇

Ho anareo manomana cadeaux🎊 amizao voloan'ny taona izao, izahay de manana ireo lamba Landy , lamba fitafy amin'ilay tena tsara atao cadeaux,Indrindra ho anireo Ray Amandrenitsika🧓

Mp Ary n'y commande e 🥰🥰🥰🥰
📞0345882776
📞0346397091

mitohy hatrany n'y fanomezana fahafahampo ho anao izay manapikasana n'y hamono lamba .Famadian'drazanaFamonosanafitokana...
12/08/2025

mitohy hatrany n'y fanomezana fahafahampo ho anao izay manapikasana n'y
hamono lamba .
Famadian'drazana
Famonosana
fitokanapasana

raha sendra tojo fahoriana.
izahay ato am Gasy Tia Landy Dia faly mandray anao Ary vonona n'y hanome fahafahampo ho anao.

Landy kely...
Landy bé...
synthétique..
Landy masaka...
Landy tsotra...
lamba tavoangy...
tergal...

lamba fitafy ...
Fanaovana akanjo...

afaka mandray commande...
afaka manatona anay mivantana ety anosy HJRA tompoko...
afak manao livraison a domicile gratuite ihany koa izahay...
koa manasa anao Ary hiditra mp.
n'a hiantso avy hatrany

Mr Safidy Lambamena ;;;:0345882776

Anaro ihany n'y velona N'a hino izy n'a tsy hino Fonosy lamba n'y Maty n'a hitahy izy n'a tsy hitahy..Fa tsy fantatra iz...
12/08/2025

Anaro ihany n'y velona N'a hino izy n'a tsy hino
Fonosy lamba n'y Maty n'a hitahy izy n'a tsy hitahy..
Fa tsy fantatra izay ananatsiny n'a n'y velona tsy anarina n'a n'y Maty tsy fonosindamba.....
koa Tonga Ary ity n'y fotoana....
izahay eto am Gasy Tia Landy Dia manolotra ho anao Lamba Landy,,
Famonosan'drazana,,, Famadihana,,,Ary raha sendra tojo fahoriana...
Akotofahana Landy kely(Soie Naturelle.)
Landy bé (soie sauvage)
la soie synthétique....
Landy masaka...
Landy tsotra...
Lamba tavoangy...
mesure lamba.
2m a__2m70cm

koa manasa anao Ary izahay hiantso.avy hatrany..
n'a hiditra mp...

izahay Dia afaka manatona anao naiza2 misy anao n'a Andro n'a Alina 7jr /7jr...24h/24h
ianao ihany koa afaka manatona anay ety anosy HJRA am lambamena Mr Safidy.

maro no efa afapo...
koa ianao sisa andrasana fa vonona andray anao izahay Ary animé fahafahampo ho anao
Mr Safidy Lambamena ::0345882776

Tonga indray ity ny fotoana !!!!!Ho anao izay manapikasana .Hitokampasana,,n'a hamindra razanaN'a hikarakara+ Famadian'd...
26/07/2025

Tonga indray ity ny fotoana !!!!!

Ho anao izay manapikasana .
Hitokampasana,,n'a hamindra razana
N'a hikarakara
+ Famadian'drazana.
+ Famonosan'drazana
+ Fahoriana (sanatria)

Izahay Dia afaka manome fahafahampo ho anao am resaka lamba Landy..(LAMBAMENA)
Toy ny :
Soie naturelle ::Landy kely
Soie sauvage ::Landy bé
Synthétique..
Landy masaka..

Fanao manolokoditra, afovoany, hivelany.

Mandray commande,
Livraison gratuite a domicile..

Afaka miantso avy hatrany n'y
0345882776
0346397091

NB:::Mamono razana ihany koa izahay

Mankasitraka anareo efa nandray anjara .maro no afapo s'y nametraka fitokisana.
Koa manetana atsika hatrany izahay .ho anzay mitady fa vonona handray anareo hatrany izahay..

Mavitasoa ze atao tompoko.
N'y velona tafiandamba
N'y Maty fonosindambameana

Tonga indray ity n'y fotoana.....(( Fonosy lamba n'y Maty n'a hitahy izy n'a tsia,,..Anaro ihany n'y velona n'a hino izy...
25/07/2025

Tonga indray ity n'y fotoana.....

(( Fonosy lamba n'y Maty n'a hitahy izy n'a tsia,,..Anaro ihany n'y velona n'a hino izy n'a tsia ))))

Koa ho antsika izay manapaniriana ..
Hamonolamba::::
+Fitokanam_pasana
+Famadian'drazana
+Fahoriana (sanatria)
Dia eto izahay vonona hatrany n'y hanome n'y tsara sy izay mendrika ho anao..momba n'y LAMBAMENA
Toy n'y:::
+Akotofahana soie naturelle (Landy kely)
+Soie sauvage (Landy bé)
+Satrokandriana sns
+ Landy masaka
+ Lambatavoangy

Manolokoditra,,, afovoany,,,,fanao hivelany,,,

Koa manasa anao Ary hiditra mp n'a miantso avy hatrany ny
Tél:
::0345882776
::0346397091

Mandray commande,,,Ary
Livraison gratuite...

NB::Mamono razana ihany koa izahay

Salama e 🥰Amin'izao fetim_pirenena izao Dia faly izahay manolotra n'y tsara indrindra ho antsika Lamba Landy:🧣Écharpe👗Fa...
25/06/2025

Salama e 🥰
Amin'izao fetim_pirenena izao Dia faly izahay manolotra n'y tsara indrindra ho antsika
Lamba Landy:
🧣Écharpe
👗Fanaovana akanjo
S'y izay ilainao rehetra momba n'y Landy,
Tél:0345882776
0346397091

MpN'a miantso avy hatrany.0345882776
21/11/2024

Mp
N'a miantso avy hatrany.
0345882776

Maro n'y hafapoKoa mitohy hatrany foana ny fanomezana fahafahampo ho anareo mpanjifa.Maro karazany n'y lamba.landyFamono...
25/09/2024

Maro n'y hafapo
Koa mitohy hatrany foana ny fanomezana fahafahampo ho anareo mpanjifa.
Maro karazany n'y lamba.landy
Famonosana razana.fitafy sns.
Manasa anw Ary hiditra mp.
N'a miantso mivantana anay
Afaka manatona anay mivantana ianao.
Izahay koa afaka manatona anao any am toerana misy anao.
Mandray commande

Nb:Mamono razana ihany koa,mapandro,sns

0345882776

Address

C12 F BIS
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Tia Landy -lambamena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category