06/08/2025
Ho👍 an'ilay clients anay rehetra efa manontany hoe : mba oviana iany izahay no tafiditra @ le hiara-hiasa manao versement par semaine, eny tompoko voaray fa efa mandamina zay dia afaka mandray clients vaovao ndray,
Maro be nareo no clients fidèles fa alamitsika dia afaka miara -miasa daholo,
🤜 Sady hiditra zao ny mpianatra ka aleo mitady vola ny fiainana efa sarotra mila manodina vola, hindrana @ banque aza atao koa maika fa fiarahamiasa matotra sy vola miodina aingana, 😬
Araho tsy tapaka ny page sao taraiky fanaterana dossier eo.
Sady inviteo iany koa aloha ny namana hiabonné ny page sao mba mahasoa ny hafa a🤝
Karazana gouter an'ny mpianatra aloha no tena prioritaire a.
,
Send a message to learn more