27/07/2024
POSTERS EN PVC Koukoumi - numero 1 ร Madagascar ๐ฒ๐ฌ
๐- Manaingo trano tsara: azo atao photo de famille, na sarinโankizy, na photo buste, na sarisary decoration fotsiny >>> izay tianareo rehetra mihitsy๐โค๏ธ
๐ -Idรฉe de cadeau dโanniversaire, cadeau de mariage,โฆ sns ๐
๐- Tombony: tsy mila cadre intsony izy fa ยซ colle bougie ยป fotsiny dia azo hametahana azy aminโny rindrina raha tsy te handavaka rindrina ๐ฏ๏ธ
๐- Tsy miova ny lokony: tsy atahorana hiofo na ho lasa matroka kokoa ny lokony na maharitra ela ao an-tokantrano aza
๐- Na sary floue na nalaina taminโny Facebook aza ilay sarinao dia mety foana satria mbola manamboatra sy manazava foana izahay, mivoaka mazava tsara ary nette tsara foana tsy misy atahorana ho floue ๐ซ๏ธ๐โค๏ธ
๐ฐ 24h ร 48h (hors week-ends et jours feriรฉs) no fahavitany, vao vita dia livrer-nay (raha any aminโny faritra dia aterinay any aminโny coopรฉrative)
[ Manana NIF STAT izahay ho anโny sociรฉtรฉ]
Frais de livraison : 3.000Ar na aiza na aiza ๐ฑ
Tarif ร partir de 18.000Ar - MP ary oh! ๐
[email protected]
Contact: 034 30 592 16