Mahasoa anao ity

Mahasoa anao ity Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mahasoa anao ity, Grocers, Tana, Antananarivo.

22/08/2025
22/08/2025

Hiantra ny reraka sy ny malahelo izy ary hamonjy ny fanahin'ny malahelo. Amen (Salamo 72 : 13)

21/08/2025

Fa hamonjy ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy; Amen!!! (Salamo 72 : 12)

20/08/2025

Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao mandrakariva; fa efa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy. Amen ( Salamo 71 : 24)

Fiadanana e anao kilalao Kely isika anh de izara credit ijerevana live mahakasika n'y varotra atoko De aza miala lavitra...
19/08/2025

Fiadanana e anao kilalao Kely isika anh de izara credit ijerevana live mahakasika n'y varotra atoko
De aza miala lavitra Ary e
Conditions 😊😊😊
Partager max
De ataovy collage vitanao tsy sahiran ianao afaka ataonao oe 1 a 50 ohtr vitanao😍
Mentionné namana rehetra 😊
Ataovy partage perso anao aveu
Olona 5 ahazo crédit jeudi ariva ndao Ary e
Lit farmland 1kg 42.000ar dispo de suite 😍
Fromage lundi 25 août livraison
Thé bois chéri 500g 45000ar EFA mandray commande izahay 😘😊😊

19/08/2025

Koa mandra-pahantitro sy fotsy volo, dia aza mahafoy ahy, Andriamanitra o, mandra-pilazako ny sandrinao amin'ny taranaka sy ny asanao lehibe amin'izay rehetra mbola ho avy. Amen ( Salamo 71 : 18)

Fiadanana e araka le vidéo nataoko omaly de ronono iany Lou livré  semaine ty n'y fromage  kosa  25 no livraison fromage...
18/08/2025

Fiadanana e araka le vidéo nataoko omaly de ronono iany Lou livré semaine ty n'y fromage kosa 25 no livraison fromage mankasitra indrindra tompoko 🙏

18/08/2025

18/8:"Indro, Izaho momba anareo mandrakariva mandrapahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao"Mat28,20

17/08/2025

Tena ialana tsiny indrindra reto a fa ronono iany no Tonga ato fa nisarak le entako de vao Tonga n'y fromage
Lait farmland 1kg 42000ar
Livraison demain ho anzay EFA nanao commande Mbola misy ambony vitsi2 kou anh Mbola mahazo ianareo

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261344274818

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahasoa anao ity posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category