01/06/2025
Sandwichs 100 pièces
Prestation tena nahafinaritra ana fikambanana 🥰🙏
Mankasitraka indrindra
Ho an'Izay te anao commande isa maro toy izao dia midira mp amin'ny conditions rehetra ❤️.
Tsy voatery sandwich 🙂