Fanjamalala Raharimirantsoa

Fanjamalala Raharimirantsoa Varotra fromage
varotra Samy hafa
034 87 163 71

👉hiverina hisokatra point de vente tsika rahampitso maraina 👉izaho mintsy ho eny ary hanome anao dégustation gratuite 😘 ...
16/08/2026

👉hiverina hisokatra point de vente tsika rahampitso maraina
👉izaho mintsy ho eny ary hanome anao dégustation gratuite 😘
👉tsy miova vidiny 5000 ar n'y 100g fromage tsika araka lanjany boule vidiny Ilay fromage environ 100g mahery eo daholo boule iray
👉Manao livraison foana zahay fa aza adino an frais de livraison à partir 2000ar
👉Telp 0348716371 0337016371 ,point de vente enceinte restaurant Avia analakely

👉Màkasitraka e cliente mahafa.po any Sud Est vohipeno 👉2fois par semaine andefsana hafa mintsy hoa tsirona fromage jamai...
10/08/2026

👉Màkasitraka e cliente mahafa.po any Sud Est vohipeno
👉2fois par semaine andefsana hafa mintsy hoa tsirona fromage jamais miala crème izany 😘

Merci Madame Fanjamalala fa tsara bé lay Fromage 🙏🥰
alefaso commande nareo Vohipeno ô🥰
Livraison Isalo gratuit 😊

👉Anareo a vohipeno ao mandalova ao Alycia restaurant fa misy pizza ao Sady gny fromage amboariko matsiro agnanovany ery ...
09/08/2026

👉Anareo a vohipeno ao mandalova ao Alycia restaurant fa misy pizza ao Sady gny fromage amboariko matsiro agnanovany ery reo an'io ao fa mevia aby heky
Mbola ho avy egny avao iaho vao hioriky hody aminay 😘

👉Androany sy rahampitso isika Sisa nô mivarotra ety point de vente Dia livraison. 👉le 6 Août indray vao misokatra fa and...
24/07/2026

👉Androany sy rahampitso isika Sisa nô mivarotra ety point de vente Dia livraison.
👉le 6 Août indray vao misokatra fa ande hiala sasatra aloha

💕Misy masaka azo atolotra hatraminy asabotsy izao 💕hikatona kosa n'y point de vente tsika n'y 27 juillet jusqu'au 5 Août...
23/07/2026

💕Misy masaka azo atolotra hatraminy asabotsy izao
💕hikatona kosa n'y point de vente tsika n'y 27 juillet jusqu'au 5 Août ,tsy misy livraison fa ande hiala sasatra Kely indray
💕bonne journée daholo 😘

Misaotra e mankatelina fa tena hoe lany fromage ho any androany teny an.tsena Misaotra indrindra tompoko o 😘
18/07/2026

Misaotra e mankatelina fa tena hoe lany fromage ho any androany teny an.tsena
Misaotra indrindra tompoko o 😘

💕Tsotra fanambiko Dia ihinanany Malagasy toa ahy izany hoe tena fromage ,jamais miala crème ,Sady tsy mivarotra beurre g...
14/07/2026

💕Tsotra fanambiko Dia ihinanany Malagasy toa ahy izany hoe tena fromage ,jamais miala crème ,Sady tsy mivarotra beurre gasy a tsy mivarotra crème fraîche fa nataoko ao anaty fromage daholo ireo ,satria io tena ilainy vatantsika
💕inona moa andrasana fa tongava manao dégustation gratuite eny point de vente efa eny a rahampitso Sady misy masaka azo atolotra
💕tadidio fa tsy piantoka isika fa tena panamboatra💕
💕prix 5000 ar 100g araka lanjany boule iray vidiny , enceinte restaurant Avia analakely bâtiment apitany pavillon pivarokena numero 3
💕telp 0348716371 manao livraison ihany koa eny hatrany aminy faritra

13/07/2026

👉Tsy hisy fromage eny point de vente rahampitso fa tena tsy salama tenako
👉livraison misy ho anao hanao commande
👉Mirary soa fa tena K O e

👉tongavasoa any vangaindrano indray fromage tsika 😘
13/07/2026

👉tongavasoa any vangaindrano indray fromage tsika 😘

11/07/2026

💕Misy azo atolotra eny point de vente fa Tongava an 😘

Address

Antananarivo
TANA101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanjamalala Raharimirantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category