Ssa kely

Ssa  kely Resaka hanina😋 (food), partages🥰, decouverte, vente🤩 hihih...izay azo lazaina na mba hampitsikitsiky fotsiny aza eee😆😊

Kopatanana harivariva oh🤩🥰🤣👋👋🥰
31/03/2026

Kopatanana harivariva oh🤩🥰🤣👋👋🥰

Arabaina ity zandriko ity fa fetiny anio dia mba nampifaliana aloha🤣🤩🎂🎊🎉🥰😜
25/03/2026

Arabaina ity zandriko ity fa fetiny anio dia mba nampifaliana aloha🤣🤩🎂🎊🎉🥰😜

Efa hiverina eto tsikelikely aho ohh🤩🤩Fa ito aloha ny zanadandy ee😋😋
07/03/2026

Efa hiverina eto tsikelikely aho ohh🤩🤩
Fa ito aloha ny zanadandy ee😋😋

Alahady ny andro... trondro no laoka🤩
01/03/2026

Alahady ny andro... trondro no laoka🤩

01/03/2026

Mirary soa ho antsika rehetra @ ity Alahady ity oh🥰🥰👋🙏

28/02/2026

Kopatanana kely👋👋 ho anareo teraka ny 29 Febroary o♥️♥️🥰🤩🎉

Tsy mbola naka sary teto mihitsy aho na dia efa hanan-jafikely teny aza🤣🤩
27/02/2026

Tsy mbola naka sary teto mihitsy aho na dia efa hanan-jafikely teny aza🤣🤩

Efa nisy nijery ilay eclipse solaire ve isika ato🤩😊🤩? Izaho efa nitazana🤩
17/02/2026

Efa nisy nijery ilay eclipse solaire ve isika ato🤩😊🤩?
Izaho efa nitazana🤩

Mamy ireto annn♥️♥️🤩🤩Soa fa tsy azo hohanina @ sakay fa raha tsy izany dia efa nasiako🌶🤣🤣🤣🙈🙈🙈 ***de
16/02/2026

Mamy ireto annn♥️♥️🤩🤩
Soa fa tsy azo hohanina @ sakay fa raha tsy izany dia efa nasiako🌶🤣🤣🤣🙈🙈🙈
***de

14/02/2026

Arabaina avokoa izay mankalaza ny fetin'ny mpifankatia rehetra ♥️🥰♥️🥰

12/02/2026

Chiken 🍗sy kitchen🏠
Tena mba nanahirana ahy mafy🙈🤣🤣

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ssa kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share