ShopLiantsoa

ShopLiantsoa Fiainana mora kokoa

17/06/2026
✨️Fiainana mora kokoa hatrany miaraka amin'ny ShopLiantsoa ✨️Araraoty dieny izao ny fihenam-bidy izay izay mety hahatrat...
16/06/2026

✨️Fiainana mora kokoa hatrany miaraka amin'ny ShopLiantsoa ✨️
Araraoty dieny izao ny fihenam-bidy izay izay mety hahatratra hatramin'ny 12% be izao😱🥳

📅 Manankery hatramin'ny 05 Jolay 2026 ity tolotra ity. Afaka jifainao eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa rehetra.

Aza adino ny mi-abonné ny page ShopLiantsoa Toamasina
10/06/2026

Aza adino ny mi-abonné ny page ShopLiantsoa Toamasina

Tinao ve ny hanana Fiainana Mora Kokoa ???
andao ary ho any ShopLiantsoa Toamasina no hiantsena fa maro karazan' entana sady amin'ny vidiny mirary anie ao e

SHOP LIANTSOA TAMATAVE
Immeuble Auximad
Tél 034 33 436 28

Heeyy! Efa tonga  indray ireo nouilles instantanées Sedaap krispi, ilay tsiro masiaka tsara amin'ilay itiavareo azy mihi...
09/06/2026

Heeyy! Efa tonga indray ireo nouilles instantanées Sedaap krispi, ilay tsiro masiaka tsara amin'ilay itiavareo azy mihintsy ato amin'y ShopLiantsoa 🥰🌶 Efa afaka jifaina dieny izao eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa rehetra akaiky anao❗️
Mentionnéo ilay namana mpankafia an'izy ity😁

Alerte PROMO !!!🎉 Araraoty ny fihenam-bidy hatramin'ny 05 Jolay. Tongava malaky eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa r...
09/06/2026

Alerte PROMO !!!🎉 Araraoty ny fihenam-bidy hatramin'ny 05 Jolay. Tongava malaky eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa rehetra akaiky anao.

Fantatrao hoe firy karazan'ny laits de beauté MIXA? ✨Aza misalasala manantona eny amin'ny ShopLiantsoa ahitanao ireo  ka...
28/05/2026

Fantatrao hoe firy karazan'ny laits de beauté MIXA? ✨

Aza misalasala manantona eny amin'ny ShopLiantsoa ahitanao ireo karazany ireo.

Raha mahazo réaction betsaka ny commentaire nataonao dia mety hahazo MIXA iray mamaim-poana ianao🎁

Aza misalasala mandray anjara fa mety ianao no hahazo ny loka ka aza adino ary ny manao tag ny namanao eto.

-------------------------------------------------------------------------

Combien de laits de beauté MIXA existe-t-il ? Citez-les en commentaire ✨

N’hésitez pas à venir aux points de vente pour en savoir plus !

Le commentaire ayant le plus de réactions remportera un produit MIXA 🎁

Alors, taggez vos amis en commentaire et tentez votre chance !

Olona 03 no ho hozaraina bon d'achat 100.000ariary be izao🎉Tsapaho ny vintana, mandraisa anjara.📌Toy izao ny fomba fandr...
21/05/2026

Olona 03 no ho hozaraina bon d'achat 100.000ariary be izao🎉
Tsapaho ny vintana, mandraisa anjara.
📌Toy izao ny fomba fandraisanao anjara:
1️⃣ Abonnéo ny pejy ShopLiantsoa sy Madakaly Antananarivo
2️⃣ Mitenena tranombarotra Shopliantsoa iray eto Antananarivo ao amin'ny pejin'ny Madakaly Antananarivo https://www.facebook.com/share/p/1BFeGrvczy/ 📍
3️⃣ Taguéo ny namanao rehetra 👥
4️⃣ Partagéo en mode public ny publication https://www.facebook.com/share/p/1BFeGrvczy/ ity 🔁

PASTAGASY sont présents dans tous les magasins SHOP LIANTSOA, pour être au plus près de vous… et surtout, au PLUS PRES DES MAMANS 💕

👉 Gagnez 03 bons d’achat de 100 000 Ar et FAITES LEUR PLAISIR chez SHOP LIANTSOA 🎁✨

📌 Pour participer :
1️⃣ Abonnez vous aux 02 pages ShopLiantsoa et Madakaly Antananarivo
2️⃣ CITEZ UN POINT DE VENTE SHOP LIANTSOA À ANTANANARIVO EN COMMENTAIRE 📍
3️⃣ Taguez tous vos amis 👥
4️⃣ Partagez ce post en mode public 🔁

📅 TIRAGE AU SORT DES 3 GAGNANTS : vendredi 29 mai 2026 à 15h

PS : PAPAS et ENFANTS : ne galérez plus à trouver le cadeau parfait!
On vous facilite la tâche , tentez votre chance😉🤩

Mividy 2 = mahazo 1.Mividy 4 = mahazo casquette FOSA 1.Sady "dégustation gratuite" !!!😋Miazakazaha malaky eny amin'ny tr...
16/05/2026

Mividy 2 = mahazo 1.
Mividy 4 = mahazo casquette FOSA 1.
Sady "dégustation gratuite" !!!😋
Miazakazaha malaky eny amin'ny tranombarotra ShopLiantsoa .

Mafana ny andro🥵Tongava mihinana mangatsitsiaka kely ato amin'ny ShopLiantsoa. Ilay tena kalitao sady matsiro ery amin'n...
16/05/2026

Mafana ny andro🥵
Tongava mihinana mangatsitsiaka kely ato amin'ny ShopLiantsoa. Ilay tena kalitao sady matsiro ery amin'ny vidiny tena mora hatrany😊

14/05/2026

Address

Ankadikely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00
Sunday 08:00 - 13:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ShopLiantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category