06/01/2026
🎉🥳 CADEAUX BONNE ANNÉE ‼️
🤗Atombotsika amin'izay ary ny lalao ankitsapaka izay hazahoana : - Tantely 1L
- Tantely 1/2L
-Crédit carte ( Telma 4, Orange 3, Airtel 3)
Tsotra kely ny conditions antsika✨✨
🩸Asio j'aime ity pub ity.
🩸 Abonné'na ity pejy ity.
🩸Manasa olona 5minimum hi s'abonner ny page sady asaho izy hilalao koa. (Phrase iray 1 fotsiny dia mety☺️).
🩸 Partagez en mode public ito publication ito.
🩸Apetrao eo ilay crédit ilainao (hafantarana ny carte halefa any raha ianao no voasarika).
🩸 Partager'o amin'ny groupe 2 misy anao ity publication ity.
NB: Tsy limité tsika amin'ny date izy ity fa ataotsika mahatratra 200 personnes max dia efa ataotsika ny ankitsapaka🤗🤗 Ataotsika live mintsy mba tsy hisy an'ilay hoe miangatra. Ny mahazo voalohany (Tantely 1L). 2éme (tantely 1/2L) , ary ny 10 ambony dia mahazo crédit.