07/11/2024
💥 Efa tonga indray ny arrivage ry zareo an 💥
🔥 Cobra 600watt tena hoe mazava loatra 😱 nefa @ vidiny 60.000ar monja raha toa ka 65.000ar any @ hafa 🤭
👉 Lampe cobra manazava ny tanana sy ny manodidina ilay tena mampitsoaka ny mpangalatra mihitsy 😁😁
Efa miaraka @ accessoires complets fa mametaka avy hatrany ianao ☺️
Trois modes d'éclairage :
✔️ Détecteur de mouvement
✔️ Veille + détecteur
✔️ Permanente
🛑 Dimensions : 55× 22cm ( AVEC SUPPORT )
🛑 Autonomie : 8 à 12h
🛑 Puissance : 600watt
🔶 Support plastique
⛔Kely ihany ny stock fa sao tsy ahazo eo indray an 😊
👉Mandefasa mp avy hatrany na miantso mivantana raha hanao commande
0349070412
0321668757
Manao livraison sy mandefa @ faritra rehetra izahay