14/06/2026
Livraison ho an'Antananarivo rahampitso alatsinainy mandefa makany amin'ny faritra rehetra ihany koa
Vakiveraka lapia 36000ar par kg/ 18000ar n'y demi kg
Fony vaventy 35000ar / kg 18000ar ny 1/2 kg
kitozan'amalona 40000ar par paquet, 20000ar n'y demi paquet
Commande hafatra miafina na 0384468269!
Araraoty Ary ! laoka mafilotra bé😋😋😋😋
Poisson fumé d'Ambatondrazaka