Panier Vert

Panier Vert Faites vos courses en toute simplicité !🛒🛒🛒

"Panier Vert, Le meilleur des récoltes, à votre porte"
🍆🥕🌶️🫑🍎🥭🥦🍍 🥬🥒

Profitez d'un service de qualité et de fruits et légumes toujours frais, livrés à domicile.

24/11/2025
✨ Mankasitraka feno an'ireo mpanjifa any alavitra amin'ny fahatokisana ny tolotra izay homenay.🏠 Livraison teny Anosipat...
24/11/2025

✨ Mankasitraka feno an'ireo mpanjifa any alavitra amin'ny fahatokisana ny tolotra izay homenay.

🏠 Livraison teny Anosipatrana
✍️Commande 24h à l' avance
Mp ou 038 94 696 25

✨Ity indray ary ny tolotra homenay anareo.🥔🥬Panier légumes 20.000ar🥭🥦Panier mixte 20.000ar✍️Commande 24h à l' avance  💯 ...
23/11/2025

✨Ity indray ary ny tolotra homenay anareo.
🥔🥬Panier légumes 20.000ar
🥭🥦Panier mixte 20.000ar

✍️Commande 24h à l' avance
💯 Tolotra tsara kalitao
🛵Livraison à domicile
☎️Commander par Mp ou WhatsApp 038 94 696 25


30/09/2025

👋Faly miarahaba antsika rehetra indray ny Panier Vert.
Mbola eto zahay vonona ny hanome fahafaham-po sy ny tsara ho anareo mpanjifa na ihany koa ho anao izay mbola tsy nanjifa tato aminay izahay.

✍️Koa aza misalasa ary mandefa commande.
Ny commande anio dia atao livraison rapitso 08h - 12h.
🏠Livraison à domicile
☎️038 94 696 25
Mankasitraka antsika mpanjifa rehetra hatrany😍

✨Mankasitraka hatrany, 🛒Vonona hanampy anao hatrany ny Panier Vert.🥕🍏🥩 Legioma, Voankazo, ary entana maro hafa.💯Tolotra ...
25/03/2025

✨Mankasitraka hatrany,
🛒Vonona hanampy anao hatrany ny Panier Vert.

🥕🍏🥩 Legioma, Voankazo, ary entana maro hafa.

💯Tolotra tsara kalitao.
📌Livraison à domicile
Mp ou 038 94 696 25

✨Legioma, Voankazo, na Fiantsenana entana hafa...🥕🍏🥩🛒Famatsiana sy fanampiana anao amin'ny fiantsenana no ataon'ny Panie...
24/03/2025

✨Legioma, Voankazo, na Fiantsenana entana hafa...🥕🍏🥩

🛒Famatsiana sy fanampiana anao amin'ny fiantsenana no ataon'ny Panier Vert, manamora ny fiainanao andavan'andro.

✨Vokatra vaovao: Miel Panier Vert

💯Tolotra tsara kalitao.
🌿sary: Livraison Talatamaty sy Ankazomanga
📌Livraison à domicile
038 94 696 25

😊Misaotra amin'ny fahatokisana! 📍Livraison: Tsarahonenana sy AnkazomangaMpanjifa hafam-po hatrany no tanjonay🥰🛒Vonona ha...
20/03/2025

😊Misaotra amin'ny fahatokisana!

📍Livraison: Tsarahonenana sy Ankazomanga

Mpanjifa hafam-po hatrany no tanjonay🥰

🛒Vonona hanampy anao hatrany ny Panier Vert: Legioma, voankazo, hena, sy ireo courses maro samy hafa.🧺🥕🍏🥦🍎

🏠Livraison à domicile
📞Contact: 038 94 696 25

🌿 Mankasitraka hatrany💚📌 Livraison: Tsarahonenana sy Sabotsy Namehana, ary Ambatofotsy Avaradrano📦 Raha mila voankazo na...
18/03/2025

🌿 Mankasitraka hatrany💚

📌 Livraison: Tsarahonenana sy Sabotsy Namehana, ary Ambatofotsy Avaradrano

📦 Raha mila voankazo na legioma, na fanampiana amin'ny fiantsenanana dia vonona hanampy anao ny ekipan'ny Panier Vert. 🥕🍏🥩
📩 Mandefasa MP na antsoy ny 038 94 696 25

🚛🌿 Livraison Panier Vert ! Mankasitraka hatrany amin'ny Fahatokiana ! 💚Fifaliana ho anay foana, ny manome tolotra mahafa...
10/03/2025

🚛🌿 Livraison Panier Vert ! Mankasitraka hatrany amin'ny Fahatokiana ! 💚

Fifaliana ho anay foana, ny manome tolotra mahafam-po ho anareo, mila fanampiana amin'ny fiantsenana? Aza misalasala manontany ! 😊

📦 Izay rehetra ilainao - livrés à domicile ?
📩 Mandefasa MP / Whatsapp na miantsoa ny 038 94 696 25

Mangez sain avec Panier Vert ! 🥕🍏🥩

05/03/2025

✨AHOANA NY FANAOVANA COMMANDE ATO AMIN'NY PANIER VERT?
😊Aza misalasala na dia hanontany fotsiny aza
🥗Entana maro isan-karazany, tsara kalitao, tolotra mahafam-po🍎🍏🍐🍊🍋🍒🥦🥬🥒🥕🍠

🛒Panier vert: Manamora ny fiantsenanao

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 10:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Panier Vert posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share