04/05/2023
🧀Fromage GOUDA : 30.000ar le kilo
Masaka tsara, matsiro, tsy miala crème, mitsonika tsara, azo antoka ary afaka maka maro.
🧀Mini Gouda 90g : 2.500ar , minimum 10 pcs
🧈Beurre gasy : 3000ar ny boîte 200g
Afaka hohanin'ny zaza, afaka hampiasaina amin'ny sakafo, tsara ary mora.
🇲🇬Vita malagasy
Betafo Antsirabe
Fromagerie Lazan' Iavoko - Betafo Antsirabe