Rhum arrangé Paré

Rhum arrangé Paré Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rhum arrangé Paré, Grocers, Tana, Antananarivo.

Izahay toujours paré 🥰🥰🥰parfum disponible:cola gingembre miel 🍯🍯🍯litchi cannelle vanille miel 🍯🍯🍯fitsaVera iray dia mamp...
03/08/2026

Izahay toujours paré 🥰🥰🥰
parfum disponible:
cola gingembre miel 🍯🍯🍯
litchi
cannelle vanille miel 🍯🍯🍯
fitsa
Vera iray dia mampinamana🥃🥃🥃🥃

Masaka tsara koa ny cannelle vanille+🍯🍯🍯. Raha Mbola tsy nisotro ianao dia antsoy ah fa anaterako.rhum arrangé   arrangé
25/07/2026

Masaka tsara koa ny cannelle vanille+🍯🍯🍯. Raha Mbola tsy nisotro ianao dia antsoy ah fa anaterako.
rhum arrangé arrangé

Rhum arrangé Paré litchi ❤️❤️❤️efa @ alahady ny finale fa aza tara
16/07/2026

Rhum arrangé Paré litchi ❤️❤️❤️
efa @ alahady ny finale fa aza tara

11/07/2026

Rhum arrangé litchi efa paré ato! Tsy mivoaka izany io raha latsaka ny 6mois.

Mankasitraka hatrany @ fahatokisanareo anay, eny tompoko afaka ataonay koa ny brochettes dia livré-nay miaraka @ rhum ar...
04/07/2026

Mankasitraka hatrany @ fahatokisanareo anay, eny tompoko afaka ataonay koa ny brochettes dia livré-nay miaraka @ rhum arrangé.
PS: photo réel foana ny antsika.

@ finoana sy fanantenana ny hiverenen'ny bus hiasa indray no hialanay tsiny aminareo noho ireo livraison vitsy2 tsy vita...
23/06/2026

@ finoana sy fanantenana ny hiverenen'ny bus hiasa indray no hialanay tsiny aminareo noho ireo livraison vitsy2 tsy vita androany🙏Miala tsiny indrindra tompoko fa na izany ary dia faly izahay milaza aminao fa manao jus naturel concentré koa izahay. Mankasitraka hatrany tompoko 🥰🤩💛

21/06/2026

Bonne fêtes Papa ❤️💓❤️
Tianao vé ilay cadeau?
Mirarisoa foana 🥰🤩

18/06/2026

Fa nareo manomana fête des pères sa fête de l'indépendance sa manaraka mondial azafady?

savez vous que rhum arrangé Paré fait des cocktails aussi❤️🥰😍.pour vos événements 📞0382121874
14/06/2026

savez vous que rhum arrangé Paré fait des cocktails aussi❤️🥰😍.
pour vos événements 📞0382121874

Indro zaraiko aminao ny calendrier mondial dia aza tara manao commande fa manomboka ny bolllllllll📞0382121874
11/06/2026

Indro zaraiko aminao ny calendrier mondial dia aza tara manao commande fa manomboka ny bolllllllll📞0382121874

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rhum arrangé Paré posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category