Diète

Diète Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Diète, Health Food Shop, Vatofotsy, Antsirabe.

28/06/2023
Il suffit de commander chez Diète 😋
16/06/2023

Il suffit de commander chez Diète 😋

🤤🤤🤤
16/06/2023

🤤🤤🤤

16/06/2023

VOANATSINDRANA

VOANATSINDRANA na Golden berries

Efa nihinana azy avokoa isika rehetra androany fantantsika hoe inona avy ny zava tsoa entiny :

1- Anti inflammatoire : indrindra hoan'ny olona marary vanin-taolana, manaintana ny vatana, misy hémorroïdes..

2- Anti-oxydant, anti cancer

3- Mampatanjaka ny taolana misy vitamine K

4- Mampatanjaka ny hery FIAROVANA misy vitamine C

5- Tsara hoan'ny maso misy vitamine A

6- Mampilamina tosi-dra

7- Mampilamina ny siramamy

Efa mandray commande oaminy rahampitso sahady an-Salade de pâtes 3500ar-Salade de museau 3000ar- Salade de couscous 4500...
15/06/2023

Efa mandray commande oaminy rahampitso sahady an

-Salade de pâtes 3500ar
-Salade de museau 3000ar
- Salade de couscous 4500ar
-Fromage de tête 3000ar
-Salade de Légumes+3500ar
-Menu diète complète (légumes+fruits+viande au choix)6000ar
- Mini barquette Apéro

Manao livraison 1500
Afaka récupérena ety mazoarivo Adventiste ihany koa
Alefaso Ary ny mp na antsoy ny 0387033695

Bonsoir Iza avy no anaterana SALADE DE COUSCOUS (TABOULET) rampitso? 🤩😊4500ar ny barquetteAmdramo fa sady tsara tsiro no...
12/06/2023

Bonsoir
Iza avy no anaterana SALADE DE COUSCOUS (TABOULET) rampitso? 🤩😊
4500ar ny barquette
Amdramo fa sady tsara tsiro no mahavoky

Manao livraison 1500ar🚴
Afaka récupérena ety mazoarivo Adventiste ihany koa

Alefaso mp ny commande, na afaka miantso avy atrany ny 0387033695

Oyé oyé !!!🛑🛑Vavao béEfa misy koa ny salade de fruits🍉🍓🍎🍒🍌🍍-3000ar barquette lehibe-2000ar barquette kely
08/06/2023

Oyé oyé !!!🛑🛑
Vavao bé
Efa misy koa ny salade de fruits🍉🍓🍎🍒🍌🍍
-3000ar barquette lehibe
-2000ar barquette kely

Bonsoir ☺️Tonga ndray koa ny barquette de fromage de tête aminy vidiny 3000arAlefaso mp ny commande na antsoy ny 0387033...
29/05/2023

Bonsoir ☺️
Tonga ndray koa ny barquette de fromage de tête aminy vidiny 3000ar

Alefaso mp ny commande na antsoy ny 0387033695
Afaka récupérena ety akaiky adventiste,fa manao livraison ihany koa am sarany 1500ar
Aza tara Ary ôoo ☺️☺️

Bonsoir ☺️Après salade de légumes sy salade de museau izay nankafizin-tsika dia tonga ihany ko ny salade de pâte, tena m...
24/05/2023

Bonsoir ☺️
Après salade de légumes sy salade de museau izay nankafizin-tsika dia tonga ihany ko ny salade de pâte, tena matsiro 🥗🥙
Aminy vidiny 3000ar
Afaka récupérena ety Mahazoarivo akaiky adventiste
Manao livraison ihany koa 1500ar

Alefaso Ary ny commande ao am mp, na antsoy ny 0387033695

Quantité sy qualité ny antsika a!!!Alefaso mp commande nao na antsoy avy atrany ny 0387033695Ireto avy ny zava-misy:-Bar...
11/05/2023

Quantité sy qualité ny antsika a!!!
Alefaso mp commande nao na antsoy avy atrany ny 0387033695

Ireto avy ny zava-misy:
-Barquette de légumes et fruits GM 3500ar
-BARQUETTE de légumes PM 2500ar
-Barquette de salade de museau 3000ar

Afaka récupérena ety Mahazoarivo aikaiky Adventiste, Afaka manao livraison ihany koa izahay:1500 ar

Mahafaly fôna mandray message ohatr'izao... des clients satisfaits ☺️☺️ cela fait notre bonheur 🌼🌼☺️🙏
10/05/2023

Mahafaly fôna mandray message ohatr'izao... des clients satisfaits ☺️☺️ cela fait notre bonheur 🌼🌼☺️🙏

Address

Vatofotsy
Antsirabe

Telephone

+261387033695

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diète posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share