12/08/2023
Tia sakafo naturel sady ara-pahasalamana ve ianao anefa matsiro?!
Natao ho anao indrindra ity TOFU fait maison. Feno otri-kaina no sady mahasolo hena ho an'ireo izay mitady sakafo ara-pahasalamana anefa matsiro.
Ny toerana afaka andraisanay commande dia mbola Antsirabe ihany aloha hatreto.
Koa aza misalasala ary mandefa MP na commentaire raha toa ka icommande na anafatra ianao
#
mahasalama #
be otrik"aina #