08/05/2026
𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗥𝗘𝗩𝗘𝗡𝗗𝗘𝗨𝗥 𝗜𝗭𝗔𝗛𝗔𝗬 🤝
𝐏𝐫𝐢𝐱 𝐝𝐞 𝐠𝐫𝐨𝐬 𝐚𝐯𝐨𝐤𝐨𝐚 ny entana alaina ato aminay, ary ianareo no mametraka ny prix de vente mety aminareo (miankina amin'izay bénéfices tadiavinareo).
𝐂𝐨𝐧𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 :
Afaka manao revendeur daholo :
✅rehefa ampy taona
✅rehefa manao commande + de 3kg (total ny entana supérieur ou égal 3kg)
✅na eto Tana na any provinces no misy anao, mety foana
𝐍𝐲 𝐥𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝟎 𝐀𝐫 hoan'ireo revendeurs.
Ny any amin'ny faritra kosa miantoka ny frais de transport.
📞 034 14 330 60 raha mila fanazavana fanampiny
🕗 Du lundi au vendredi, de 08h30 à 16h