Jeanne Marmella

Jeanne Marmella Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jeanne Marmella, Diego, Antsiranana.

03/04/2026

Izy koa ampifidianina anao ino raha alainao vola sa fitiavana

31/01/2026

Tadiava vola fa mavita raha maro, anao koa tsisy vola tsy tian’olo 🥲

Mampalahelo toe-tsaigny tsika olombelogn zay manao izy, malaigny namagna loso, nefa izy koa maty tsy handeha hoaninaro a...
17/01/2026

Mampalahelo toe-tsaigny tsika olombelogn zay manao izy, malaigny namagna loso, nefa izy koa maty tsy handeha hoaninaro aby faty nazy😪

🕊️ MATY REHEFA NANASA TAPAKA SY NAMANA MIALOHA HANDEHANANA ANY ALEMAINA ...
Nodimandry izy taorian’ny fety nokarakaraina ho fankalazana ny fiaingany ho any Alemaina. 😔🕊️

Taorian’ny volana maro niandrasana, vao nahazo ny visa ho any Alemaina ihany i Belva Kouemo, toerana izay hanohizany ny fianarany. 🇩🇪
Ho fankalazana io dingana lehibe teo amin’ny fiainany io, dia nikarakara sakafo fanaovam-pamaranana niaraka tamin’ny fianakaviany sy ny havany akaiky izy.

Ora vitsy taorian’ny fety dia niseho tampoka ny fanaintainana mafy teo amin’ny kibony.
Nentina haingana tany amin’ny hopitaly izy, saingy indrisy fa tsy avotra intsony ilay tovovavy 19 taona ary nodimandry tamin’ny alina.

Fiafarana mampalahelo.
Mandria am-piadanana, Belva.

Nadika

Karimbo atsika @ vaky b***e ny minie robe  fa natao mora izy ato😊
12/01/2026

Karimbo atsika @ vaky b***e ny minie robe fa natao mora izy ato😊

06/01/2026

Alohany anao hitia olona hitiava aloha ny tenanao

30/12/2025

Ambadiky amaray zegn izy avy , asa misy ino ambadiky amaray .

30/09/2025
Tsy aneky resy atsika, tsy avela very maina namatsika naty iny, mampiasa stratégie vao2 rehefa tsy nahomby 1 iny ✊️
29/09/2025

Tsy aneky resy atsika, tsy avela very maina namatsika naty iny, mampiasa stratégie vao2 rehefa tsy nahomby 1 iny ✊️

𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮

📰 VAOVAO FARANY :

✅ Niverina eny amin’ny campus avokoa ireo mpianatra avy amin’ny Oniversiten’i Antsiranana amin’izao ora izao.

⚠️ Tsy mbola milamina ny toe-draharaha eto an-tanàna amin’izao fotoana izao.

✅️ Feno mpitandro filaminana ny tanàna .

📸 Indrana .

Address

Diego
Antsiranana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeanne Marmella posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share