10/01/2024
Ry 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗘 𝗘𝗡 𝗟𝗜𝗚𝗡𝗘 namako,
Ny fahaizanao mampiasa IA (Intelligence artificielle) no fanalahidy azo antoka indrindra amin’ny FAHOMBIAZANAO ara-BAROTRA amin’ity 2024 ity,
Ho 𝗹𝗮𝗻𝗶𝗹𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗳𝗼𝘁𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗩𝗢𝗟𝗔𝗡𝗔𝗢 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗢 raha toa ka hiofana ARA-BAROTRA etsy sy eroa ianao,
KANEFA tsy afaka ny hanampy anao mba HO LASA MATIHANINA amin’ny fampiasana IA akory ireo mpanofana anao,
SOA IHANY FA TEO NY 𝗠𝗠.𝟳 IZAY AFAKA NY HANAMPY SY HIZARA AMINAO PAIK’ADY ARA-BAROTRA MIS à JOUR, izay hatonga :
1- Hivoaka ho MPANDRESY manoloana an’ireo mpifaninana aminao,
2- Sy Hanana fidiram-BOLA mitohy sy maharitra ary tena mahavelona.
----------------
TE HAHAZO FANOMEZANA MIAVAKA VE IANAO ry mpanao vente en ligne namako ?
👉 Raha vonona ianao, 𝗜𝗗𝗘𝗡𝗧𝗜𝗙𝗜𝗘𝗢 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗘𝗡𝗧𝗔𝗜𝗥𝗘 esty ambany ireo namanao miisa 02 monja dia
Ho 𝘇𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗼 𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔 ireto IA (Intelligence artificielle) GRATUIT miisa 02 izay tena ilainao mpanao VENTE EN LIGNE ireto :
A- Ahoana ny fomba fanalana ny arrière-plan an’ny sary iray ao anatin’ny 3 secondra monja KANEFA tsy simba ny kalitaon'ilay sary ?
B- Inona ny IA gratuit tokony ho hampiasainao raha toa ka te hamadika an’ireo eritreritrao ho lasa ‘’ Fonds d’écran ‘’ an’ilay produit anao ianao ? Ex : io sary amin’ny publication izay hitan’ny masonao io,
--
P.-S. : Ity izao vidéo hafa kely izay noforoninay MAIMAIMPOANA tamin’ny alalan’ny IA :
https://www.facebook.com/LeLoupDeMadagascar/videos/2421117194758039
👉 Hatramin'ny 05 janvier 2024 izao ihany no manan-kery ity FANOMEZANA ity.
----------------
Ry mpanao VENTE EN LIGNE namako, raha mety ianao, Andao Hanao FIAINGÀNA Vaovao amin'ity taona 2024 ity
👉 Ataovy ny 𝗜𝗡𝗦𝗖𝗥𝗜𝗣𝗧𝗜𝗢𝗡 anao amin’ny MM.7
𝗠𝗠.𝟳 ‘’ Ho lasa Mpivarotra matihanina, mahay mitantam-bola sy tia manampy ny hafa ianao ‘’
----------------
Mr Zozoky - Consultant en stratégie