03/12/2025
salama daholo tompoko,izahay ato@page florence Manambato,dia faly miarahaba nareo ndray,somary nangina Kely isika Téo,n'y tato@page fotsn mou somary nangina Kely fa n'y asa de nitoy fôna,mbl manao n'y Service rehetra izahay,na@sakafo zany ,eny e na mitady Trano aza misalasala manontany tompoko,Zay koa dia Manao ballade en bateau,mitety any iny canal de pangalane iny mahita n'y akantony Rasoabe sy RASOA masay n'y Ankaninofy sy n'y Ambila le maintso mo efa ts resahana tsouny, koa tongava ary Tompoko🙏fa vognona izahay n'y andray anareo,N'y kisoa fotsn tompoko nô fady.N'y misy anay mou de mbl ts miova,eo@face n'y Espace vacance Andrianina,,,Na hanontany fotsn aza de rasinay sy omenay fanazavana misaotra Tompoko 🙏
Contacte:0386572954(Mr solo)Mme (Florence0342302796).