08/05/2026
*🥛 ALAIT*
Izahay dia manolotra fiarahabana ho an'ny mpanjifa rehetra. 🤝
*FANAMARIHANA :*
📅 Ny ronono amidy isan'andro dia tsy misy raha tsy manomboka amin'ny *4 ora sy sasany tolakandro*. ⏰
⚠️ Marihina fa ny ronono maraina dia efa commanden'olona daoholo. 📝
Misaotra indrindra amin'ny fahatokisanareo anay. 🙏