Vavaka sy Délivrance ho anao

Vavaka sy Délivrance ho anao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vavaka sy Délivrance ho anao, Grocers, Antsiranana, Diego.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Ny famindram-pony dia vaovao isa-maraina.” — Fitomaniana 3:22-23 💬 Isaky ny ma...
10/06/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Ny famindram-pony dia vaovao isa-maraina.” — Fitomaniana 3:22-23

💬 Isaky ny maraina dia manome fahafahana vaovao sy fahasoavana vaovao ny Tompo.

🙏 Jesosy ô, misaotra Anao noho ny famindram-ponao tsy mety ritra. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Andramo ka izahao fa tsara Jehovah.” — Salamo 34:8💬 Tsy misy diso fanantenana ...
04/06/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Andramo ka izahao fa tsara Jehovah.” — Salamo 34:8

💬 Tsy misy diso fanantenana izay mametraka ny fitokisany amin'ny Tompo.

🙏 Avelao hahita ny hatsaram-ponao isan'andro aho, Jesosy ô. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Andriamanitra no aro sy hery ho antsika.” — Salamo 46:1💬 Rehefa tonga ny olana...
02/06/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Andriamanitra no aro sy hery ho antsika.” — Salamo 46:1

💬 Rehefa tonga ny olana dia aza mihorohoro fa manana fialofana azo antoka ianao.

🙏 Arovy sy tantano amin'ny herinao aho, Jesosy ô. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Mangataha dia homena anareo.” — Matio 7:7💬 Mahare vavaka Andriamanitra. Aza mi...
26/05/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Mangataha dia homena anareo.” — Matio 7:7

💬 Mahare vavaka Andriamanitra. Aza mitsahatra mitady Azy.

🙏 Valio araka ny sitraponao ny vavakay, Jesosy ô. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Aza matahotra fa momba anao Aho.” — Isaia 41:10💬 Tsy handao anao Andriamanitra...
25/05/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Aza matahotra fa momba anao Aho.” — Isaia 41:10

💬 Tsy handao anao Andriamanitra na ao anatin’ny fahoriana aza ianao.

🙏 Aoka ho tsapanay mandrakariva ny fanatrehanao Jesosy ô. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Ny zavatra rehetra dia hain’Andriamanitra .” — Marka 10:27💬 Tsy misy impossibl...
24/05/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Ny zavatra rehetra dia hain’Andriamanitra .” — Marka 10:27

💬 Tsy misy impossible amin’Andriamanitra. Mbola afaka manova ny toe-javatrao Izy.

🙏 Ampitomboy ny finoanay, Jesosy ô. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Jehovah hiady ho anareo.” — Eksodosy 14:14💬 Misy ady tsy mila hiadianao satria...
23/05/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Jehovah hiady ho anareo.” — Eksodosy 14:14

💬 Misy ady tsy mila hiadianao satria Andriamanitra mihitsy no hitsangana ho anao.

🙏 Mitsangàna hiady ho anay, Jesosy ô. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Ny fifaliana avy amin’i Jehovah no fiarovana mafy ho anareo.” — Nehemia 8:10💬 ...
21/05/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Ny fifaliana avy amin’i Jehovah no fiarovana mafy ho anareo.” — Nehemia 8:10

💬 Aza avela hangalatra ny fifalianao ny olana. Mbola eo Andriamanitra.

🙏 Fenoy fifaliana masina ny fonay anio Jesosy. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Manatòna an’Andriamanitra dia hanatona anareo Izy.” — Jakoba 4:8💬 Rehefa manat...
20/05/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Manatòna an’Andriamanitra dia hanatona anareo Izy.” — Jakoba 4:8

💬 Rehefa manatona an’Andriamanitra ianao dia mahita fiadanana sy hery vaovao.

🙏 Sintomy hanakaiky Anao bebe kokoa izahay, Jesosy ô. Amen.

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao 📖 “Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo.” — Jeremia 29:11💬 Tsy kisendrasend...
19/05/2026

✨Teny velona raiso fa fiainana ho anao

📖 “Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo.” — Jeremia 29:11

💬 Tsy kisendrasendra ny fiainanao. Misy drafitra tsara efa nomanin’Andriamanitra ho anao.

🙏 Tariho amin’ny lalanao tsara izahay, Jesosy ô. Amen.

Address

Antsiranana
Diego

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vavaka sy Délivrance ho anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category