Nice Food cafeteria Andrainjato

Nice Food cafeteria Andrainjato 📍Lieu : Andrainjato Fianarantsoa
📞 Contact : 038 77 227 90 / 034 17 129 82

Zareo 3 no nahazo ilay misao spécial 🥰Bonne nuit amizay ❤️
13/05/2026

Zareo 3 no nahazo ilay misao spécial 🥰

Bonne nuit amizay ❤️

Ity no  namarana ny tandroany 😍🙏🏻Merci beaucoup anareo rehetra🙏🏻🙏🏻Iza no mbola tsy matory hotranay ato ? Zay prémier com...
13/05/2026

Ity no namarana ny tandroany 😍🙏🏻

Merci beaucoup anareo rehetra🙏🏻🙏🏻

Iza no mbola tsy matory hotranay ato ? Zay prémier com’s eo mahazo misao SPÉCIAL RAMPITSO 😍

Tsangatsanga Harivariva 😍🥰🤤
13/05/2026

Tsangatsanga Harivariva 😍🥰🤤

Nonaaa🥹🥹🤤
12/05/2026

Nonaaa🥹🥹🤤

Nofaranana tamin’ireto soupe TAMATAVE Sy misao au poulet reto ny tandroany Mankasitraka anareo hatrany, rampitso koa🥰🙏🏻🙏...
11/05/2026

Nofaranana tamin’ireto soupe TAMATAVE Sy misao au poulet reto ny tandroany

Mankasitraka anareo hatrany, rampitso koa🥰🙏🏻🙏🏻🙏🏻

11/05/2026

Toraka voninkazo ho any fikambanana 💐💐🫶🫶

Fa mba aza mifagnano rendez-vous eky azafady anareo koa hankaty fa na ny toerana nie ka tsy antononee eee😁🫶🫶 🙏🏻🙏🏻

11/05/2026

Nareo nie ry reto de tena mahafinaritreeeee🫶🫶🫶❤️😍

Cadeau 🎁 misao au poulet 🍗

🤤🤤🤤
11/05/2026

🤤🤤🤤

PROMOTION BE NDRAY ANDROANY FA ARARAOTY ❤️😍Ataoko tsika mahafinaritra mintsiny ity fanombohany herinandro ity🥰Promotion ...
11/05/2026

PROMOTION BE NDRAY ANDROANY FA ARARAOTY ❤️😍

Ataoko tsika mahafinaritra mintsiny ity fanombohany herinandro ity🥰

Promotion misao au poulet Sy soupe TAMATAVE ndray manombaka 11h jusqu’à 19h 🕖

Tongava fa mandalo2 iany ity promotion ity🙏🏻

Dégustation m**o akondro🍌🍌Le Amy le tena mikarepoka tsara iny 🤤🤤🤤🥰Harivariva iny ianao mihinana azy vao mafana iny tena ...
09/05/2026

Dégustation m**o akondro🍌🍌
Le Amy le tena mikarepoka tsara iny 🤤🤤🤤🥰

Harivariva iny ianao mihinana azy vao mafana iny tena tasara😍🥰

Sode misy Liana aloha fa mitady olona hatao spécial pakopako Sy m**o akondro izahay amizay ny commande nareo tsy tara😊(na mbola tsy mahay aza fa mba Mora atoro)

Miezaka ny manatsara fona🙏🏻

Salama daoly🥰 afaka manao livraison 🚚 izahay androany Alefaso commande nao 📞 0341712982 na ny 0387722790Misao au poulet ...
09/05/2026

Salama daoly🥰 afaka manao livraison 🚚 izahay androany
Alefaso commande nao
📞 0341712982 na ny 0387722790

Misao au poulet :12000ar
Soupe TAMATAVE :12000ar
Misao Nice Food :10000ar
Soupe Nice Food :8000ar
Misao spaghetti :8000ar
Soupe spécial :5000ar
Misao très spécial :5000ar

Address

Andrainjato
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nice Food cafeteria Andrainjato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category