Vava Samy manana 312

Vava Samy manana 312 Resaka misy porofo sy marina

07/09/2025

Lahady ny Andro
Lasa nivavaka any mpanampinay dia
Nifamadika t@100ar atao raikitra ny 20000ar volan-doka jesosy ô

12/02/2025

Magnino moa zalahy
Tsy misy teste tazo sy fanafody tazo koa csb 2
Anareo Pivot vé lany vola sa akory 😢

Odoyeee Tambatambazina Ireo Ray aman-dreny Ampanjaka amin'izay hony ry zareo mba hangina manoloana anilay fanazimbazimba...
27/11/2024

Odoyeee
Tambatambazina Ireo Ray aman-dreny Ampanjaka amin'izay hony ry zareo mba hangina manoloana anilay fanazimbazimbana ilay zavatra masina misy tantara izay nolotoana .
Gaga izahay mianakavy fa misy prince sandoka Zay Dia tena mahay Vava mamitaka Ireo Ampanjaka sasany .
Maro ihany koa anefa Ireo Ampanjaka manohitra an'izao .
Sary hitanay tany ho any .
Matsiravina

01/08/2024

AFFAIRE Dhanio
3 voatifitra Zandary
2 voasambotra .
Depute koa tsy namela raha tsy hazo ny mpanao ratsy

16/06/2024
07/06/2024

Hisy vaovao mafana hivoaka ato ato ato

07/06/2024

Mivondrona aty Antaninarivo ireo candidat 04 ndah mianaka izay resy amizao fotoana .Araka fantatra dia mitambatra izy ireo manao fitoriana an'i Haja dinah izay nahazo iisa ambony izay nomen'ny vahoaka

03/06/2024

Ho anao izay entreprise nanamboatra an'io EPP Manarapenitra tao marotoko io mba aza mamitaka vahoaka javatra tsy ko atao vita .Hamboaro malaky.

Address

Ifanadiana

Telephone

+261381188127

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vava Samy manana 312 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category