Ny Aingako

Ny Aingako Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Aingako, Grocers, Mahajanga, Mahajanga.

04/11/2024

Fa nihevitra ahy ho adala ianao raha niharitra teny.
Nihevitra ahy ho tsy ahita hatokona raha tsy namaly tamin'ireny.
Namono ianao dia nandaroka,
Nandritran'izay aho tsy nitsaha-nikaroka.
Hoe....
Ataoko ahoana ny fanadino anao ?
Mety ho sambatra ve ianao raha iny vonona handao.
Nanararaotra ahy tsy nitsinjo izay ho avy.
Hay ve ka rehefa tonga ny tena izy ianao manavy.

Malalako lesy ianao tamin'ireny fa amin'izao tsy fantatro intsony.
Ny hiverenako aminao efa tsy sitraky ny ao ambony.
Ka..
Ny azoko lazaina aminy sisa mahaiza manamboatra !
(Fo sy toetra!)
Fa raha izao ianao no tonga saina efa tara loatra.

Aza manantena intsony ny fiverenana
Fa...
Ny vita aza efa tena nanenenana !

NY AINGAKO

03/10/2024

Malala oh!!!

Malala mamy kely anie isika rehefa tsy miady eh !
Ilay mifampitosy dia mampiara-peo.
Malala mamy be anie isika Ilay mifampitady eh !
Toa satry foana ny hiaraka tsy mba mety leo.

Dia.......
Mijanona eo ny fotoana,
Ngaha mba mahalala noana eh !


NY AINGAKO

Address

Mahajanga
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Aingako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category