Fiainana sy fitiavana ary Asa

Fiainana sy fitiavana ary Asa Abonné vous ☺️ svp merci d'avance mizara Asa ato ⚛️

Mp Zay anaovako sary 😍
19/01/2025

Mp Zay anaovako sary 😍

Manome n'y tsara hatrany ho antsika bonne chanceAbonné page
14/12/2024

Manome n'y tsara hatrany ho antsika bonne chance
Abonné page

♒ MANOMANA CONCOURS GREFFIER JUDICIAIRE 2025 ♒         🇲🇬 📚📖GUIDE - SUPPORT DE COURS - PACK DOCUMENTPRÉPARATOIRE CONCOUR...
14/12/2024

♒ MANOMANA CONCOURS GREFFIER JUDICIAIRE 2025 ♒
🇲🇬 📚📖
GUIDE - SUPPORT DE COURS -
PACK DOCUMENT
PRÉPARATOIRE CONCOURS ADMINISTRATIF
🇲🇬 📚📖
°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°
➡️ Mankasitraka ireo nahatoky sy ireo nangataka fanampiana taminay hatramin'izay - mahasoava !!!
➡️ Ho anao izay Mbola tsy nahazo miandry ato ny anjaranao💙
➡️ Efa nivoaka ny avis de concours ( greffier sy magistrat)

☢️ ararAoty araraoty, fa ny concours tsy hoe hisy foana foana ☢️

°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°

le monde @à la une
💥 PACK DOCUMENTS 💥
=
💥 BOKY IRAY💥 TENA MANAMPY BE 💥
=
📕📕📕 BOKY TOUTES MATIERES REHETRA 📕📕📕

====================
• Concours : ENMG ⚡
• Specialisation : GREFFIER JUDICIAIRE ⚡

📄📚📚 BOKY IMPRIMÉ 📚📚📄
✓ Version: Imprimé
✓ Total page: 654 Pages📕

°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°

🌕♒ IRETO VOATANISA MANARAKA IRETO NO ZAVATRA HITA SY AO ANATY BOKY ♒🌕

⚙️ >> 37 MODULES PARTIES

Nisy mpanakarena mitazatazana teo amin'ny terrasse-ny, nahita olona mahantra mitsindroka tao anaty zoridira dia hoy izy:...
11/12/2024

Nisy mpanakarena mitazatazana teo amin'ny terrasse-ny, nahita olona mahantra mitsindroka tao anaty zoridira dia hoy izy:

- Misaotra an'Andriamanitra aho mba nataony nanana ny ampy...
- Ilay mahantra indray nahita adala nitanjaka nihazakazaka teny an-dalana dia hoy izy: Misaotra an'Andriamanitra aho mba tsy adala toy izao...
- Ilay adala nahita ambulance mandalo dia tonga saina tampoka ka niteny hoe: Misaotra an'Andriamanitra aho tsy marary...
- Ilay marary nony tonga tany amin'ny hopitaly nahita olona maty nolanjaina any amin'ny morgue dia niteny hoe: Misaotra an'Andriamanitra aho mbola velon'aina!

ARY IANA IO ???
Ny maty ihany no tsy afaka misaotra an'Andriamanitra. Isaory Izy amin'ny zavatra rehetra!!! (ISAN'ANDRO, ISAN'ORA, ISAMINITRA, ISAN-TSEGONDRA)

Mba hahatsapanao kokoa ny fiainana dia diniho ireto toerana telo ireto:

1. Ao amin'ny hopitaly dia ho takatrao fa tsy misy tsara noho ny fahasalamana
2. Ao am-ponja dia ho hitanao fa ny fahafahana no sarobidy indrindra
3. Ao amin'ny fasana dia ho tsapanao fa ho levona ny nofo.

Ny tany izay diavin-tsika androany dia ho isika rahampitso.
Tonga teto an-tany tsy nitondra na inona na inona isika ary handao tsy mitondra na inona na inona...
Aoka isika hanetry tena ary hisaotra an'Andriamanitra amin'ny zava-drehetra.

Mba afaka mizara ity hafatra ity amin'ny olon-kafa ve ianao ??? ary ampahafantaro azy ho fantany fa tena Tia azy Andriamanitra !!!

Izay miketrika ihany no tafita, iza no mbola tsy mahay mampidiibola amin’ ny téléphone ? Midira MP fa atoroko maimaimpoa...
11/12/2024

Izay miketrika ihany no tafita, iza no mbola tsy mahay mampidiibola amin’ ny téléphone ?
Midira MP fa atoroko maimaimpoana mba ho fifanampiana samy isika
Ny compteko tsy mety andefasana MP raha tsy amie ka ajouteo fotsiny za dia accepteko ianao dia miresaka ao amin’ ny MP isika raha liana, tsisy sarany kely io zareo fa tena fifanampiana samy Malagasy a

Faniriako RandriamanantenaAlaiv crédit naw bb
11/12/2024

Faniriako Randriamanantena

Alaiv crédit naw bb

MITADY ASA VE ? NDAO 🤚🏻✋🏽KARAMA : 150.000ar /semaineTsy mitaky diplôme fa mila famatorana tsara  ASA EN LIGNE LE IZY TOM...
11/12/2024

MITADY ASA VE ?
NDAO 🤚🏻✋🏽
KARAMA : 150.000ar /semaine
Tsy mitaky diplôme fa mila famatorana tsara
ASA EN LIGNE LE IZY TOMPOKO

Lalao azahoana credi ar e🌿🌴inona no atao raha te ahazo crd ato aminy pejy:Tsotra kely:1_  2 _ invitez ny ami nao hiabonn...
11/12/2024

Lalao azahoana credi ar e🌿🌴

inona no atao raha te ahazo crd ato aminy pejy:
Tsotra kely:
1_
2 _ invitez ny ami nao hiabonnez ny page
3 _ partageo aminy groupe misy anao ity pub ty

Rehefa vita zan de mandefasa mp ato aminy pejy de asio capture ho fanamarihana any zan

Mazotoa ary

Address

Mahajanga Madagascar@ Bord De La Mer
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiainana sy fitiavana ary Asa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category