Yit me

Yit me Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Yit me, Grocers, Majunga, Mandritsara.

01/12/2024

Ahaizako vevavy fidèle dia zah milely azy 4h mbl avy sperme

18/11/2024
15/03/2024

Lalao kely hatra 30/03/2024
Crédit 3500Ar no horasaiko @ olo Telo
Fepetra takiana. Asiana j'aime ou abonnée page.
Asio commentaires de zay commentaires ambony réaction indrindra no no mahazo azy.

Sanatria. Aza atao fa ts mety
24/10/2023

Sanatria. Aza atao fa ts mety

24/10/2023

Ity misy rah hitako tany hoany. Mahaiza mamaky hat@ farany.

Dialogue.
Tkt: Inona no tena ts ahatiavanao rajoelina
Rb: Tsotra fw. Zaho mbola miananatra @ université.
Tkt: Inona olana @ zan?
Rb: Izy naka nationalité française.
Tkt: Mampaninona anao izany?
Rb: Ka ilay antony nangatahany azy no tiako.
Tkt: Fa inona ny antrano hoizy?
Rb: Nilaza izy fa nohony fianarany zanany.
Tkt: Zio moa zany.
Rb: olana be aminay @ mbola miananatra io satria tsy hiasany loha ny fangatahana rehetra ataony mpianatra noho zan tsy mianatr eto. Tsisy dikany aminy ny fampianarana eto. Manadraba malagasy izy. Afak miantoka tsara ny fianarany zanany izy na tsy maka izan.
Tkt: zany fw. Ho reraka eo anao.
Rb: Ts zah irery no ho reraka fa mety taranakao io koa.
Tkt: Inona antony.
Rb: Aza magnantena fianarana ho tsar rah eto d**o fa diplôme ihany no ho azonao fa...
Tkt: Ahoana ary atanao @ zany?
Rb: mbl miandry ny rariny fa zah rah mahita iray @ candidats ireo mampianatra zanany eto. Zah ts maintsy mandeha mifidy satria mety mba hanatsara lafiny fampianarana.

Tsy rajoelina no ratsy fa izy manadraba gasy.
Mety ts izy irery no manao izan.

Fa anjarantsika mandinika.
Aza mety ampanginina @ bombo kely lany niany amaraina hitomany hoe tahaka zay.

27/08/2023

Nagnino zah natao mijaly arapitivana ty ts mba nomeny olo matotra

Send a message to learn more

15/07/2023

Atsika lelahy reto misy vendrana ay.
Olona hita tsy tia mbl iasana saina ela 😇😇😇

15/07/2023

Vadinao koa tsy tianao hizingenao @ fb compte nazy aza ekena atao célibataire fa farafaharatsiny fiancé ka ny tsar en couple💑👫

31/03/2023

Amin'izeo maro mpianatra université maninofy fa tonga bourse.

Sopapa omeko areo vevavy @ lehilahy reo ts ialany bourse

Address

Majunga
Mandritsara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yit me posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category