Fromagerie FI Ambatomanga

Fromagerie FI Ambatomanga Laiterie- Fromagerie

Sitrakay hatrany ny hanome vokatra manaraka ny fenitry ny kalitao mahazatra ny mpanjifa sy manaraka ny fenitra. Izahay e...
27/07/2026

Sitrakay hatrany ny hanome vokatra manaraka ny fenitry ny kalitao mahazatra ny mpanjifa sy manaraka ny fenitra.
Izahay eto amin’ny Fromagerie FI Ambatomanga dia miezaka hatrany ny Manaja ny "durée d'affinage minimun"

Ny « Affinage » dia dingana farany amin'ny fanamboarana fromazy. Ny Raclette, Gouda , Munster FI dia mandalo amin'ity dingana lehibe ity izay maharitra dimy (5) herinandro eo ho eo alohan'ny hamarotany azy.
Mandritra io dingana farany io dia karakaraina ao anaty « cave » izay toerana manana ny mari-pana sy ny hamandoana manokana ilaina amin’izany ny fromage. Izay fikarakarana izay no mahatonga ny loko sy tsiro mampiavaka ny fromazy.

Mbola Mitohy ny fanomezana fahafaham-po sy fanantonana ny mpanjifa, Eny Antaninarenina ihany ny fotoanantsika e 🤗
19/07/2026

Mbola Mitohy ny fanomezana fahafaham-po sy fanantonana ny mpanjifa,
Eny Antaninarenina ihany ny fotoanantsika e 🤗

💫Efa mafana ny eto Antaninarenina💫 Stand La Maison Familiale FI sy  Fromagerie FI Ambatomanga Aza  tara 😊Anio mitohy rah...
16/07/2026

💫Efa mafana ny eto Antaninarenina💫

Stand La Maison Familiale FI sy Fromagerie FI Ambatomanga

Aza tara 😊

Anio mitohy rahampitso mifarana asabotsy

Ity indray ny manaraka o! 😊16, 17 sy 18 jolay , eo Antaninarenina indray ny fotoanantsika 🤗
13/07/2026

Ity indray ny manaraka o! 😊
16, 17 sy 18 jolay , eo Antaninarenina indray ny fotoanantsika 🤗

25/06/2026

✨️Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Asaramanitra✨️

Ny ekipa rehetra eto amin’ny Fromagerie FI Ambatomanga dia mirary fety sambatra ho atsika Malagasy rehetra 🇲🇬🇲🇬

✨️Ho an'ireo ray rehetra miasa am-pitiavana sy am-paharetana, manomboka eny an-tsaha ka hatramin'ny latabatry ny mpanjif...
21/06/2026

✨️Ho an'ireo ray rehetra miasa am-pitiavana sy am-paharetana, manomboka eny an-tsaha ka hatramin'ny latabatry ny mpanjifa ✨️

✨️Quand deux passions du terroir se rencontrent...✨️Les paniers bio de TanySoa Restoration accueillent désormais les fro...
18/06/2026

✨️Quand deux passions du terroir se rencontrent...✨️

Les paniers bio de TanySoa Restoration accueillent désormais les fromages de la Fromagerie FI Ambatomanga

Des légumes cultivés avec soin, des fromages fabriqués avec passion, et une même volonté : soutenir nos producteurs et faire vivre notre terroir.

🤝 Une collaboration paysanne, locale et pleine de saveurs🤝

Du champ à la table, ensemble. ❤️

https://www.facebook.com/share/p/1HxaYuzTmj/

Aiza daholo ny mpankafy ny Fromagerie FI Ambatomanga o!Ity indray ny foire manaraka ahitantsika ny vokatra o! Tongava da...
14/06/2026

Aiza daholo ny mpankafy ny Fromagerie FI Ambatomanga o!
Ity indray ny foire manaraka ahitantsika ny vokatra o!
Tongava daholo

🧀✨ Fromagerie FI Ambatomanga ao amin’ny Foire de L'Industrie Agroalimentaire de Madagascar  2026! ✨🧀Faly izahay manasa a...
02/06/2026

🧀✨ Fromagerie FI Ambatomanga ao amin’ny Foire de L'Industrie Agroalimentaire de Madagascar 2026! ✨🧀

Faly izahay manasa anao hitsidika ny Stand N°2️⃣0️⃣1️⃣ mandritra ny FIAM 2026 izay hatao ny 04, 05 ary 06 Jona 2026 ao amin’ny Stade Barea Mahamasina, Antananarivo.

Tongava hahita sy hanandrana ny Fromage FI d’Ambatomanga, vokatra malagasy efa malaza hatramin’ny taona 1984, novokarina tamim-pitandremana sy kalitao ho an’ny mpanjifa rehetra.

📅 04, 05 ary 06 Jona 2026
📍 Stade Barea Mahamasina, Antananarivo
🎟️ Fidirana maimaim-poana
🏪 Stand N°201

🧀 Fromazy malagasy tena izy
🌱 Manohana ny vokatra vita eto Madagasikara
🤝 Manome lanja ny mpamokatra malagasy
📈 Mampiroborobo ny sehatry ny agro-alimentaire

Tongava maro ary andao hiara-hanome lanja ny vokatra malagasy!

🧀🇲🇬

🧀✨ FROMAGE FI D’AMBATOMANGA ao amin’ny FIAM 2026! ✨🧀

Faly izahay manasa anao hitsidika ny Stand N°201 mandritra ny FIAM 2026 (Foire de l’Industrie Agro-alimentaire de Madagascar), izay hatao ny 04, 05 ary 06 Jona 2026 ao amin’ny Stade Barea Mahamasina, Antananarivo.

Tongava hahita sy hanandrana ny Fromage FI d’Ambatomanga, vokatra malagasy efa malaza hatramin’ny taona 1984, novokarina tamim-pitandremana sy kalitao ho an’ny mpanjifa rehetra.

📅 04, 05 ary 06 Jona 2026
📍 Stade Barea Mahamasina, Antananarivo
🎟️ Fidirana maimaim-poana
🏪 Stand N°201

🧀 Fromazy malagasy tena izy
🌱 Manohana ny vokatra vita eto Madagasikara
🤝 Manome lanja ny mpamokatra malagasy
📈 Mampiroborobo ny sehatry ny agro-alimentaire

Tongava maro ary andao hiara-hanome lanja ny vokatra malagasy!

🧀🇲🇬

26/05/2026

Eh Oh!
Eny amin'ny Stade BAREA indray isika mihaona o 😊

📅 04 — 06 Jona 2026

FIAM 2026 8h30 à 17h30

😍Tsy misy vidimpidirana 😍

Address

Lot 2C, Ambatomanga
Manjakandriana
116

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 16:00

Telephone

+261347530948

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fromagerie FI Ambatomanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fromagerie FI Ambatomanga:

Shortcuts

Share

Category