Pic'koly

Pic'koly 🇲🇬Vokatra Malagasy🇲🇬
Made in Morondava

28/02/2026

Tsy maintsy mandalo eo am KELY vao ho tonga any amin'ny NGEZA🙏
I feel God blessed 💜

28/02/2026

Hello Hello

Elaela isika Izay😁

🍂Fisaorana🍂Mifarana eto ity taona 2025 ity. Maro ny tsara noentiny, nisy ny sedra  tsy maintsy nolalovana, fa nifarana m...
31/12/2025

🍂Fisaorana🍂

Mifarana eto ity taona 2025 ity. Maro ny tsara noentiny, nisy ny sedra tsy maintsy nolalovana, fa nifarana mamybe izy.
Pic'koly dia maneho fisaorana ngezabe ho an'ity taona 2025 ity.
Ny taona no mifarana fa ny tantaran'ny Pic'koly mitohy fona ho an'ny taona manaraka.
Tolorana fisaorana sy fankasitrahana ny "univers" izay nampifandray antsika rehetra tato.
Isaorana ianareo mpanjifa, manohana fona.
Isaorana manokana ity olona ity, Bakolisoa Razananirina, Izay manao ny ainy tsy ho zavatra mitady ze hahatsara fona ireo vokatra🥺🙏
Tsy lavorary fa mihezaka manatsara hatrany ny kalitao.
Isaorana ireo manohana ara moraly, sy manitsy amzay rehetra hitany fa tokony hahintsy😍
Ary farany, isaorana ilay Nahary, mbola mampisy antsika.

Maro ny lesoka fa mihezaka manatsara, manitsy hatrany.

Mirary taona Zina omba-mpitahiana ho antsika.

Bonne et heureuse année 2026✨

Joyeux Noël à toute et à tous🌲🌲🌲
25/12/2025

Joyeux Noël à toute et à tous🌲🌲🌲

🌺Mankasitraka🌺
22/12/2025

🌺Mankasitraka🌺

Nouvelle semaine- Nouvelles envies✨On démarre la semaine avec nos confitures et chips fait maison.Qualité, goût et amour...
22/12/2025

Nouvelle semaine- Nouvelles envies✨

On démarre la semaine avec nos confitures et chips fait maison.

Qualité, goût et amour au rendez-vous🤍

📩 Commande ouvertes

Week-end+ chips= Le combo parfait😜Bon week-end à tous🤍💚❤️
20/12/2025

Week-end+ chips= Le combo parfait😜
Bon week-end à tous🤍💚❤️

✨Vita tanteraka✨Tongasoa Confiture mangue aux épices Pic'koly🤎Mangue voafantina tsara, épices voalanjalanja, tsiro doux ...
18/12/2025

✨Vita tanteraka✨
Tongasoa Confiture mangue aux épices Pic'koly🤎

Mangue voafantina tsara, épices voalanjalanja, tsiro doux ary raffiné 🌿✨

👉Mety tsara amin'ny sakafo maraina miaraka amin'ny m**o, crêpes, gâteau na ireo karazana dessert maro...

Fait maison, 100% artisanal
❌ Sans conservateur. Sans produit chimique.

📍Morondava
📩Alefaso mp ny commande na 📞 0345485317 ( WhatsApp)

Akory e👋
18/12/2025

Akory e👋

🥭Ny kalitao no laharam-pahamehana.Akory e👋Fantatrareo moa fa ny confiture ato amin'ny Pic'koly dia azo avy amin'ny voank...
17/12/2025

🥭Ny kalitao no laharam-pahamehana.

Akory e👋

Fantatrareo moa fa ny confiture ato amin'ny Pic'koly dia azo avy amin'ny voankazo voafantina tsara, masaka tsara, madio tsara ary avy amin'ny tantsaha eto an-toerana ihany!?

👉Satria ny tsiro tsara dia avy amin'ny akora tsara sy voafantina.

🌿Kalitao 100% , satria mendrika n'y tsara indrindra ianao🧡


🌿Herinandro vaovao, énergie vaovaoAmpiana chips kely de arahina tsiky lavabe😁Goûter Pause kely 📩 Commande en mp☎️ 034548...
15/12/2025

🌿Herinandro vaovao, énergie vaovao

Ampiana chips kely de arahina tsiky lavabe😁

Goûter
Pause kely

📩 Commande en mp
☎️ 0345485317



Pour finir en beauté cette semaine,✨Retour sur un partenaire clé: notre fournisseur en bocaux,4 ans de collaboration,de ...
14/12/2025

Pour finir en beauté cette semaine,✨Retour sur un partenaire clé:

notre fournisseur en bocaux,
4 ans de collaboration,
de confiance, de qualité et de constance.

Parce que derrière chaque produit bien présenté, il y a des partenaires solide.
Merci pour ces années de collaboration Bocal&co Madagascar





Address

Morondava
619

Telephone

+261345485317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pic'koly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pic'koly:

Shortcuts

Share

Category