21/08/2026
Ary TROUSSE kay ?? π€π€
Na Eo cartable fa hafa fo zalah misy TROUSSE eh
Misy ho an'ny zaza ave misy ho an'ny olo be βΊοΈ
Mba hialagna amin'ny faitafaita am cartable baka izty ngiah π
Sady tsisy adigna zegny fa raha jiaby efa complet ako ππ₯°