11/01/2026
Miarahaba antsika rehetra,
Zaro amin'izay lร lana tokony haleny ny zaza,
ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany,
Ny hery tsy mahaleo ny Fanahy,
Ny olona fanahy no tomponโny vintany sy ny anjarany,
Ary izy no toy izao dia nohon'ny soa be noraisiny avy taminareo Ray aman-dreny, ianareo havana aman-tsakaiza, Andriamanankasina valabe niotozana,
kijeja nieraha-nihita,
Hahita izay mahasoa Tompoko,
Homen'ilay Nahary izay anjara tandrify azy,
๐ฒ๐ฌ๐๐ฅณ๐โช๐๐ฅณ๐๐ฒ๐ฌ
Ny vary tsy arahin-dranonorana hono manakofa,
Mamindra lavitry ny afo mangatsiaka,
Koa Arabaina nahazo fahasoavana Tompoko,
Ho ampoky ny soa indrindra,
Ho sendra ny tsara maharitra,
Hitombo hery sy tanjaka,
ka ho tsara ririnina,
Ho soa fahavaratra,
Ho tomaratra fararano,
Ho mandin-dohatoana,
Ho lava velona , hiadam-pinaritra Tompoko,
Toy ny tantely manatody amim-pary e,
ny manatody mamy, ny hanatodizana mamy,
๐ฒ๐ฌ๐๐ฅณ๐โช๐๐ฅณ๐๐ฒ๐ฌ
Ravin-tapia tian-dady,
Tsara fanahy sitrak'olona,
Locations Soalida ๐คโค๏ธ๐
๐๐ฟManao locations:
chapiteaux, latabatra, seza,
kojakoja fihinanana ,
kojakoja mpivarotana .... sns
๐๐ฟManao dรฉcorations , manao animations (misy Sono complet)
๐๐ฟManana trano-hivahinanana, mahazaka 100 - 150 vahiny koa Tompoko,
๐๐ฟEfa misy koa ny service traiteur Soamelie Tsiro ๐คค
๐๐ฝ Manana taomobilina azo hofaina koa isika, mahazaka olona 18 , sy taomobilina cortรจge,
Tolotra Soalida ( mahazaka 20 personnes )
Misy chapiteaux 2 ( 3m x 3m )+ seza 20 + latabatra 4 =
60 000 ar na 300 000 fmg
๐ฑ: 032 04 652 26
034 22 823 98
Toerana: Mangarivotra
Soa Tamatave 501
Installation/dรฉsinstallations GRATUIT
Teny atsipy ho anโny manam-panahy,
raisinโny mpahalala.
Mankasitraka Tompoko ๐๐ฟ
๐ฒ๐ฌ๐๐ฅณ๐โช๐๐ฅณ๐๐ฒ๐ฌ๐๐ฅณ๐โช๐๐ฅณ๐๐ฒ๐ฌ