11/09/2021
https://www.facebook.com/103865291788376/posts/260774466097457/?app=fbl
Tsy mpandraharaha ianao raha mbola tsy mahatsapa ny maha sarobidy ny fotoana
Maro ny alona no te hanao zavatra
Maro ny olona no mba mieritreritra ny hanao zavatra maro fa noho ny tsy fahaizana mitantana fotoana dia eo mijanona tsisy raha vita eo
Ny andro iray dia tsisy afa tsy 24 ora
Ary itsika rehetra dia tsisy manatombo aminy ora isanandro izany fa mitovy daholo.
Na dia eo izany rehetra izany dia misy ny olona mahavita zavatra ary misy ny tsy mahavita inona na inona noho ny tsy fahaizana mitantana ny fotoana sy tsy fahafantarana ny mahasarobidy azy.
Ny mpandraharaha dia mahafantatra tsara ny mahazava dehibe ny fotoana.
Tsy ny mpandraharaha mihintsy no andeha hanaraka live etsy sy eroa
Tsy ny mpandraharaha mihintsy no andeha hanao j'aime sy hikomantera izao pub rehetra mandalo eo anoloany rehetra zao
Tsy ny mpandraharaha mihintsy no andeha hiresaka zavatra tsisy dikany izany
Tsy ny mpandrahara mihintsy no hamaky boky manomboka aminy voalohany hatraminy farany zany
Raha te ho mpandraharaha ianao dia aza tia mandany fotoana
Zah taloha nisy olona niara niasa tamiko zay dia rehefa miaona zay dia tsapako izy hoe tara foana efa ho 30 minitra na maherin'izay dia taty afara ah natsahatro mihintsy ny fiarana miasa taminy satria olona mbola tsy mahatsapa ny maha sarobidy ny fotoako
Izany koa no tsy avitako mamaly ny message-nareo rehetra tonga ao amiko satria efa ampy ahy ny fanotanian'ireo mpanao formation amiko ka tsy hanana fotoana hamaliana ny akotrizay aho
Zah na misy zavatra tiako ho ahy tsy manana fotoana holaniana hanaovana fikarohana ela be fa aleoko maka olona mahay azy mba tsy halany ny fotoako
Ny famakiamboky dia ilaina fa ny mpandraharah raha mamaky boky tsy otrany ny an'olona hoe mamaky manomboka aminy voalohany ka hatraminy farany fa fantariny aloha hoe inona ny olana mahazo azy amizao, resaka marketing ve sa ny mivarotra sa vokatra laniny biby kely sa inona ? Dia izay boky miresaka iny olany amizao iny no tadiaviny ka raha mamaky boky izy dia izay chapitre misy iny olana mahazo azy amizao iny no vakiany .
Ka raha te ho mpandraharaha ianao,mahaiza mitsitsy fotoana, mandraisa formation mba hatonga anao hietsika avy atrany fa raha mihetsika manao zavatra ianao ka sendra olana dia manantona olona na mamakia boky na manaova fikarohana makasika ilay olana fa tsy izay boky rehetra dia vakiana daholo lasa lany fotoana ianao amizay ary izay matonga ny olona efa navoavaky boky efa ho firy nefa mbola tsisy zavatra mampihetsika iany
Sarobidy ny fotoana ka mahaiza mitantana azy, ny tanjona dia ny tsy ho lany fotoana betsaka fa mahazo vokatra betsaka fa tsy handany fotoana betsaka nefa vokatra kely
Aminy 14 novembre vao manomboka hoanareo zay niandry ny formation en ligne momba ny education financièr